Tafiditra ao anatin’ny andiany faha-165 ny « Concert classique de midi ». Hiaka-tsehatra etsy amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely ny AMI Choir, ny talata 27 janoary, manomboka amin’ny 1 ora atoandro ka hatramin’ny 2 ora tolakandro. Fampisehoana karakarain’ny Madagascar Mozarteum ho fampahalalana sy fampitiavana ary fampivelarana ny mozika klasika. Anisan’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Nate Tex : “Za”, rakikira mitantara fiainana…
Taona maro taty aorian’ny vokatra voalohany, tontosa ny rakikira faharoan’i Nate Tex. Hampahafantariny an-tsehatra ny “Za”. “Tena Zava-dehibe loatra amiko ity. Mitantara fiainana be ilay rakikira…”, hoy i Nate Tex, omaly, tetsy amin’ny Cité des Cultures Antaninarenina. Fotoana nampahafantarany tamin’ny fomba ofisialy ny fahatontosan’ilay rakikira faharoa io. Tsikaritra tamin’ny endrik’i […]
INDRAY MIJERY
Tranga voamarina miisa 11 mahakasika ny aretina Mpox ny alakamisy teo. Etsy Ambohidratrimo ny iray ary any Mahajanga ny 10. Mitotaly 430 ny tranga ka ny 286 no ahina ary 144 no tranga voamarina. Tsy mbola nisy ny aina nafoy. Ireo efa sitrana kosa dia tsy atahorana intsony hamindra amin’ny […]
Biometrika : Hanomboka ny 27 janoary ny fisoratana anarana
Nampahafantarina, omaly, teny amin’ny Coupole, ao amin’ ny minisiteran’ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, ny hetsika fisoratana anarana biometrika sy ny rafitra hiantsoroka ny fanatanterahana izany manerana ny Nosy. “Natokana ho an’ny olom-pirenena feno 18 taona no ho miakatra ny fisoratana anarana, tafiditra ao anatin’ny fanavaozana ny fiankohonana sy ny fahiziana […]
MTA : Atao any Frantsa ny Gasik’Art Manja
Tanterahina any France, ny 14 hatramin’ny 27 mey izao, ny Foara Gasik’Art Manja sahanin’ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny asa tanana, tarihin’ny minisitra Rafaralahy Lucie. Ao amin’ny Chateaux Chambord, ao Suèvres, no handraisana ireo rehetra handray anjara amin’ny hetsika. Efa mandamina ny fandraisana azy ireo any an-toerana ny ekipan’ny minisitera ary […]




