Ny Deep, Arake ary ireo mpiara-miombon’antoka malagasy hafa nandray anjara tamin’ny famaritana ny taridalana sy ny tanjona ary ny sehatry ny Madagascar Challenge Fund. Ekipa mpikaroka sivy eto Madagasikara no nahazo famatsiam-bola ho an’ireo tetikasa hamokatra fanadihadiana sy porofo ara-tsiantifika hanampy amin’ny ady amin’ny fahantrana lalina eto amin’ny firenena. Ireo […]
Auteur/autrice : Adnews
SOMBIM-BAOVAO
Hiatrana anio, eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny mpilalao volley ball fahiny, ahitana an-dRaharimalala Léa, hamaranany ny fankalazana ny faha-50 taona nanaovany ity taranja ity. Nizotra nandritra ny 3 andro ny famaranana ny fankalazana, izay nandraisan’ny ekipa manomana ny CCCZone 7 anjara ihany koa. Fambolen-kazo any Manjakandriana no hanombohan’ny ligin’Analamanga, […]
Fihaonana sy fakan-kevitra : Nifampihaino ny MJS sy ny Federasionina
Araka ny tapaka nandritra ny fivoriana natao taorian’ny nitantanan-dRasambany Alain, minisitra, ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena, tontosa omaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fihaonana teo amin’ny MJS, ny federasionina isan-tsokajiny ary ireo mpanao gazety ara-panatanjahantena. Fihaonana voalohany izay kasaina hatao isan-telo volana izy ity. Tanjona ny hanatsarana ny […]
Tsipy kanetibe: Namoaka lalàna vaovao ny FIPJP
Nanomboka ny 1 janoary 2026 lasa teo, misy lalàna vaovao eo amin’ny fifaninanana tsipy kanetibe maneran-tany. Niarahan’ny Federasionina iraisam-pirenena (FIPJP) sy ny federasionina frantsay napetraka izany. Tsy maintsy mitondra fanamiana mihaja ara-panatanjahantena ireo mpilalao rehetra. Tsy ekena ny akanjo mihanjahanja, ny fanaovana pataloa rovitra na maloto. Tsy azo atao koa […]
Mpanazatra Corentin Martins : Hanavao ny fifanarahana ny fanjakana sy ny FMF
Nambaran’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Rasambany Alain Désiré, omaly, tetsy Mahamasina, fa diso avokoa ny vaovao miely milaza fa tsy nanaiky ny hanavao ny fifanarahana i Corentin Martins satria nahena ny karamany. Nambarany tamin’ny mpanao gazety, teny an-toerana, fa ny hanavao izany no fanapahan-kevitra noraisin’ny Federasionina sy […]




