Mitohy ny fiaraha-miasa eo amin’ny orinasa Ambatovy sy ny Birao nasionaly misahana ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza (BNGRC). Vita ny fifanaovan-tsonia mahakasika ny fiomanana sy fiatrehana ireo hamehana indostrialy indray. Natao ny faran’ny herinandro teo, teto Antananarivo, ny fanavaozana faharoa ny fifanaraham-piaraha-miasa. Nanao sonia izany ny Director External […]
Auteur/autrice : Adnews
Tetikasa Tafita : Cisco 63 voakasika
Mpianatra manodidina ny 2 tapitrisa avy amin’ny Cisco 63 amin’ireo faritra miisa 13 no misitraka ny tetikasa Tafita na ny Tantsoroka ho an’ny Fitantanana ny Sekoly. « Azo tsapain-tanana ny vokatsoa entin’ity tetikasa ity noho ireo ankizy mitombo fahalalana sy fahaizana », hoy ny fanazavan’ny Soamizara Kalofara, renim-pianakaviana mampiana-janaka eo anivon’ny EPP […]
« Station de pompage » vaovao ao Mandroseza: Vita hatramin’ny 80% ny asa fanamboarana
Ankoatra ny tetikasa efa vita sy napetraka eny Mandroseza, mbola mandroso ihany koa ny fanamboarana « station pompe » vaovao ho fanatsarana ny famatsian-drano. 80% ny asa fanamboarana ny toeram-pampiakarana rano (station de pompage) vaovao ao Mandroseza no efa vita ankehitriny. Nisy ny fidinana ifotony nataon’ny ekipan’ny Jirama sy ireo […]
FANTINA sy FINTINA
Ireo tsy nitolona sy ireo mpisolelaka indray no nahazo toerana, araka ny nambaran’ny filohan’ny Vondron’olona miaro ny fitondrana (VMF), Falson Jocelyn Rantenaina, ny herinandro teo. Notsiahiviny fa nivadika amin’ny filoha teo aloha, Rajoelina Andry izy nandritra ny tolona. « Tsy mbola nahazo toerana amin’ny fanavaozana izahay hatramin’izao », hoy izy. Mitohy ny hetsika […]
Fisoratana anaty lisi-pifidianana : Mikendry ny mpandray fisotroan-dronono ny Ceni
Mitohy hatrany ny fomba fiasa «Ambohipihaonana ». Tafiditra amin’ny fanavaozana ny lisi-pifidianana, iarahana amin’ny Ceni izany. Hisy ratsamangaikan’ny Ceni mpanisa mpifidy handray ny mombamomba ireo mpandray fisotroan-dronono sy mpandray karama mandritra ny fotoana handalovan’ireo sokajin’olona ireo eny anivon’ny «Trésorerie Générale, Trésorerie Principale, Trésorerie Principale Inter communale, Perception Principale », araka ny toromarika […]





