Anisan’ny takina tamin’ireo minisitra amin’izao fanavaozana izao ny fanatanterahana ny hetahetam-bahoaka, indrindra izay notakina teny an-kianja tamin’ny taon-dasa. Mby aiza? Efa nanao tatitra ny zava-bita tao anatin’ny enim-bola nandraisany ny asany ny Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana, ny fiandohan’ny herinandro teo. Ahoana kosa ny amin’ireo minisitra? Mandeha ny resaka eo amin’ny tontolo […]
Auteur/autrice : Adnews
Tselatra
Lavon’ny balan’ny zandary avy amin’ny vondron-tobim-paritra Mampikony, omaly, i Jackson sy Voay Be. Dahalo nampahory ny vahoakan’i Mampikony sy Boriziny tao anatin’ny 20 taona i Jackson. Sady mangalatra omby no maka olona an-keriny, manao fanafihana sy ny maro hafa. Mifehy dahalo maro kosa i Voay Be. Zazalahy 13 taona maty […]
Namono mpamily taxi: olona enina notanan’ny polisy eny Alasora
Niaiky heloka ho nandray anjara tamin’ny famonoana ilay lehilahy mpamily taxi, hita faty teny Alasora, ny olona miisa enina notanan’ny polisim-pirenena, afakomaly. Nandray anjara mivantana sy ankolaka tamin’io tranga io avokoa izy ireo, araka ny loharanom-baovao avy amin’ny polisy. Nitrangana vono olona mahatsiravina teny amin’ny kaominina Alasora, ny 6 desambra […]
Moto nifandona: olona roa niara-namoy ny ainy, iray hafa naratra
Nifandona teny amin’ny lalam-pirenena fahadimy ny moto miisa roa, ny alin’ny talata teo, tokony ho tamin’ny 9 ora. Niseho teo Antanifotsy, Soanierana-Ivongo, ny loza. Raha ny fanazavana voaray, samy nandeha mafy ireo moto ireo izay notaingenana lehilahy roa ny iray. Nifandona izy ireo rehefa tonga teo amin’ny lalana somary miholaka. Nianjera […]





