La Commission électorale nationale indépendante (Ceni) intensifie les opérations de recensement dans le cadre de la refonte totale de la liste électorale du Registre électoral national, engagée cette année. Cette fois, elle ne se contente plus d’attendre les citoyens dans les structures habituelles. Ses équipes se déplacent directement vers les […]
Auteur/autrice : Adnews
Célébration du 14 octobre: le PSD salue la décision du régime de la Refondation
Le Parti social-démocrate (PSD) salue la décision du régime de la Refondation d’instituer le 14 octobre comme jour de « Fête de la Liberté ». Lors d’un échange avec la presse, Eliana Bezaza, secrétaire nationale du parti, a estimé que cette décision répond à une demande formulée depuis plusieurs années […]
Indray mijery
Natokana hiadiana amin’ny homamiadan’ny nono ny volana oktobra. Ao anatin’izany, mikarakara hetsika iray ho fanamafisana ny fisorohana sy ny fampahafantarana io aretina io ny CHU JRA, izay hotanterahina ny zoma 30 oktobra izao. Maro ny fanentanana sy fampahafantarana momba ny homamiadan’ny nono eo an-toerana. Nodinihina nandritra ny fihaonana teo amin’ny […]
Tetikasa AIM: olona 91 nisitraka tohana mivantana
Fahombiazana. Tsara ny vokatra nandritra ny enin-taona niasan’ny tetikasa Akany Iarivo mivoy (AIM) teny anivon’ireo fokontany eto an-dRenivohitra. Mahatratra 91 ireo olona marefo nisitraka tohana tamin’ny tetikasa hampivoarany ny fiainany. “Tao anatin’izay ireo tanora 28, fianakaviana marefo miisa 50. Vehivavy miisa 20 kosa niofana nandritra ny 10 andro momba ny […]
Fampifandraisana ny fikarohana-haivao-indostria: manao antso ho an’ny tanora mpikaroka ny fanjakana sy ny Sim
Hamaliana ny filana eto Madagasikara, nentanina ireo manan-talenta malagasy hitondra vahaolana avy amin’ny fikarohana havadika ho vokatra. Nanao antso ny minisitera roa, ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa sy ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny fampivelarana ny sehatra tsy miankina, miaraka amin’ny sendikan’ny indostria eto Madagasikara (Sim) ho an’ireo […]





