Auteur/autrice : Adnews

Fandaharam-pibeazana vaovao: mandalo tetezamita ny fampiharana

Nitondra fanazavana ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Misy ny fepetra tetezamita tsy maintsy raisina hitsinjovana ny mpianatra amin’ny fanatanterahana ny fanadinam-panjakana isan-karazany manoloana ity fandaharam-pibeazana ity. Ho an’ny fanadinana CEPE, tsy mbola hanadinana ny taranja” Art”, “EPS” ary ny “Anglais”. Hatao mandritra ny taom-pianarana kosa anefa ireo taranja ireo, saingy tsy hanadinana […]

Fitiavan-karena diso toerana: karana nofatorana sy novonoin’ny mpanampiny tao an-tranony

Novonoin’ny mpanampy an-trano sy ny vadiny ilay karana mpampiasa azy tao Mahajanga Be. Nofatorana sady nosemporina ilay ramatoa 70 taona ka namoy ny ainy. Naniry ny harenan’ny hafa sy natosiky ny fitiavan-karena tafahoatra, tompon’antoka ta­min’ny famonoana ilay vehivavy teratany karana ireo efatra mianadahy voasambotry ny polisy tao Mahajanga Be, omaly. […]