Fanavaozana, fanovana… Hatramin’ny politika izany, ny fomba fanaovana politika… Tsy ny mpanao politika ve, ohatra, no anisan’ny mahapotika ny firenena sy mampahantra ny vahoaka? Fototra sy fositra mahatonga ny korontana politika lava miverimberina. Nanomboka tamin’ ny fametrahana rafitra sy lalàna ho amin’ny tombontsoan’ olom-bitsy, ny elanelana be eo amin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Fikaonandohan’ny antoko politika : Ho filohan’ny Fahefana avo ny kolonely Randrianirina Michaël
Nifarana, afakomaly, ny fikaonandohan’ireo antoko politika maherin’ny 50, natao tetsy Ankorondrano. Anisan’ny nisongadina ny momba ny tondrozotra sy ny fifidianana ary ny fanovana rafitra. Tapaky ny asam-baomiera tamin’izany fa ravana avokoa ny Andrimpanjakana. Anisan’izany ny Antenimiera roa tonta, ny governemanta, ny HCC, ny Fitsarana avo (HCJ). Tahaka izany koa ny […]
17 desambra 2025
Tir en l’air du 17 décembre 2025
25e anniversaire du JCBA: « Game Day spécial 25e » au cœur des célébrations
Fondé en 1993 et reconnu officiellement en 2001, le club Jeunes Chrétiens Basketteurs d’Antananarivo (JCBA) a officiellement lancé ce week-end les célébrations de son 25ᵉ anniversaire lors d’un culte à la FJKM Anosisoa Fitiavana. Les festivités se poursuivront jusqu’à la fin de l’année 2026 avec au programme des actions de […]




