Ambany ny tahan’ny tsy fananana asa eto Madagasikara. « Misehatra amin’ny tsy ara-dalàna sy amin’ny tsy ara-drariny ny ankamaroan’ny mponina ary sarona ao anatin’izany ny tahan’ny tsy fananana asa ». Io ny nambaran’ny tale jeneralin’ny fampiroboroboana ny fampananasa, ao amin’ny minisiteran’ny Asa, ny fampananasa ary ny asam-panjakana (MTFO), Ange Simonia, nandritra ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Voka-pikarohana siantifika : Manan-danja amin’ny fitrandrana ny tontolo iainana
Ilaina ny manaraka ny voka-pikarohana siantifika amin’ny fitrandrahana ny harena voajanahary mba hiantohana ny famokarana ara-drariny sy manaja tontolo iainana. Miantoka ny fampandrosoana ny faritra sy ny firenena ny tontolo iainana, noho izy mpamatsy ny akora samihafa hotrandrahina. Nivoitra izany nandritra ny fikaonandohan’ny mpikaroka, « Colloque scientifique de l’école doctorale […]
TARATRY ny KANTO
“Hitono kalo 2.0”. Haverina indray anio tolakandro, manomboka amin’ny 2 ora, ao amin’ny Efitrano Dox, Tranombokim-pirenena. Antsa tononkalo miavaka, iarahana amin’i Riva sy Onja Rakotomalala izy ity, hitondran’izy ireo ny sanganasa voafantina, mifanaraka sy mifaningotra mba hitana ny fo amam-panahin’ireo izay hanatrika. Efa andiany faharoa ny hetsika, noho ny fahombiazan’ny […]
Rap malagasy : Avy amin’ny fiarahamonina, ho an’ny fiarahamonina
Tsy fialamboly fotsiny. Mifototra kokoa amin’ny maha olona ny rap ary matetika porofoin’ireo mpisehatra izany, toy izay niseho tao amin’ny Chez Papa Isoraka farany teo. Rap ho an’ny fiarahamonina. Efa ela no nivoy an’izay ireo mpiangaly ny rap malagasy sasany. Anisan’ireny ry zalahy avy ao amin’ ny vondrona Bogota, toa […]
INDRAY MIJERY
Manaitra ny rehetra ny Holafitry ny mpitsabo nify sy ativava fa tsy hifandovana ny fitsaboana fa tena mila ianarana aman-taona maro. Tsy hoe rehefa mpitsabo nify ny rainao ka nahita ny fanaony teo ianao dia lasa mpitsabo nify koa. Mitera-doza rehefa tsy nianarana ny asa fitsaboana ary tena saro-pady. Nodinihina […]




