Nahazo kojakoja fototra ny ankizy manana fahasembanana « Autiste », beazina eny amin’ny foibe Autisme Madagasikara Ambatomaro. Nanatanteraka izany, ny alatsinainy teo, ny mpianatra Master II Professionnel, sampam-pianarana Zon’olombelona (Droit de l’homme) eny amin’ny Anjerimanontolo. Maro amin’ ny olona Autiste no manan-talenta sy fahaiza-manao manokana amin’ny sehatra samihafa. Tsapa anefa […]
Auteur/autrice : Adnews
Antsiranana : 20 mianadahy miofana momba ny vonjy voina
Tanora mpilatsaka an-tsitrapo 20 mianadahy no nomena fiofanana manokana momba ny vonjy voina, nandritra ny 3 andro. Nampahafantarina azy ireo ny momba ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza (GRC) eo amin’ny sehatra nasionaly sy iraisam-pirenena. Nijerena ihany koa ireo voambolana sy famaritana ara-teknika eo amin’ny GRC. Nohazavaina ny momba […]
Misy fiantraikany amin’ny toekarena : Mila ezaka ny fandrosoan’ny maha olona
“Ilaina ny fanovana sy fanatsarana amin’ny lafiny maro”. Io no azo hamintinana ny tatitra fahafito mahakasika ny Maridrefin’ny fandrosoan’ny maha olona, natao omaly, tetsy Ivandry, natolotry ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantananam-bola niaraka tamin’ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny fampandrosoana (Pnud). Raha ny fintina nataon’ny minisitry ny Toekarena sy ny […]
FANTINA sy FINTINA
Nandeha mangingina noho ny fiarovana ny ainy, ahina hisy hifofo, ny filoha, ny Kly Randrianirina Michaël, araka ny nambarany, afakomaly. « Efa fanaon’ ireo filoham-panjakana any Etazonia na Frantsa izany », hoy izy. Nambarany koa fa natao hanasoavana sy hahatsara ny firenena ny diany tany Dubaï. Anisan’ izany ny handefasana tanora miisa […]
Rabevahiny Elia: “Mila manangana rafitra tena malagasy isika”
“Mila manana sy manangana rafitra tena malagasy isika, tsy hitsabahana vahiny na iza na iza avy any ivelany. Ahoana ny hahazoana mametraka marina ny fiandrianam-pirenena, ahoana no hahazoana mijoro amin’ny hoe firenena tena manana ny fiandrianany i Madagasikara? Fa tsy tsabahin’ny any ivelany hatrany izay atao eto”. Io ny fanehoan-kevitry […]




