Andry lehibe ho an’ny fametrahana fampiatiana ny fanomezana lanja sy tohana ny fianakavian’ireo olona manana fahasembanana. Nampahafantarina omaly ny fandaharanasa ho fanohanana hitondra fiatiana eo anivon’ny tokantrano tsirairay manana olona hafakely. Zava-dehibe ny fitovian’ny zo ho an’ny olom-pirenena rehetra ka ilaina ny fanamafisana ny fototra irosoana amin’izany, hoy ny Mouvement […]
Auteur/autrice : Adnews
Jazz@Tohatohabato: Hitohy amin’ny « Jazz Quartier » ny anio
Nisantarana ny seho sehatra tamin’ity Jazz@Tohatohabato 2026 ity ny «Jazz kids», notanterahina tao amin’ny Tranompokonolona Analakely, ny 5 aogositra teo. Hotohizan’ny «Jazz Quartier», anio tolakandro, izany. Seho ankalamanjana, eo anoloan’ny Tranompokonolona Isotry. Tafiditra ao anatin’ny tanjona tratrarin’ny mpikarakara ny hetsika kolontsaina Jazz@ Tohatohabato ny fahampahafantarana ny jazz amin’ny Malagasy sy […]
Tantara fihaino : Mila fahazoan-dalana ny fandefasana ana habaka
Namoaka fampahatsiahivana ny Omda. Nanohy ny fangatahany kosa ireo mpisehatra amin’ny tontolon’ny tantara fihaino. Tsy tokony halefa fahatany ana habaka ireo tantara malagasy. Raha misy ny seha-javakanto nandalo vanim-potoana, miroborobo sy be mpankafy hatrany, angamba ny tantara fihaino. Toy ny sehatra rehetra anefa, tsy afa-miala amin’ny fivoaran’ny teknolojia ihany koa […]
VAOVAO TAMBATRA
Hampiakatra ny vidim-piainana eto Madagasikara ny fiakaran’ny vidin-tsolika ka hampihena ny fahefa-mividin’ny mponina. Nivoitra izany nandritra ny fivorian’ny komity misahana ny politika ara-bola sy ireo mpisehatra ara-toekarena ny alarobia teo. Nisongadina tao anatin’izay fa mbola tsy niova ny vidin-tsolika eto amintsika na mbola mihatra ny fifanarahana eo amin’ny fanjakana sy […]
Moris Mada BC : Fiaraha-miasa maorisiana sy Madagasikara
Hatao ny 13 sy ny 14 aogositra ho avy izao eny amin’ny CCI Ivato, ny hetsika manokana, «Moris Mada Business Connect». Hetsika entina hanamafisana ny fiaraha-miasa ara-toekarena eo amin’i Madagasikara sy i Maorisy. Manohana azy ny Yas Business, izay nanamarika zava-dehibe miavaka tokoa ny «Moris Mada Business Connect», satria hanomezan-danja […]




