L’Ecole nationale d’enseignement de l’aéronautique et de la météorologie (Eneam) a lancé, ce 1er décembre, sa nouvelle année académique. Face aux 32 nouveaux élèves – 14 futurs pilotes professionnels et 18 agents techniques d’exploitation – le ministre des Transports et de la météorologie, Juste Crescent Raharisone, a livré à ces […]
Auteur/autrice : Adnews
Internet: « Baisse des tarifs, dès cette semaine … », dixit le MNDPT
Les tarifs de l’Internet à Madagascar vont connaître une baisse dès cette semaine. L’annonce a été faite hier par le ministre du Développement numérique, des Postes et des Télécommunications (MNDPT), Mahefa Andriamampiadana, à l’issue d’échanges menés ces derniers jours avec les opérateurs télécoms. «Ces derniers ont finalement accepté de revoir […]
Nano Mada 2025 : Famelabelarana voka-pikarohan’ny nanotechnologie maneran-tany
Andiany fahatelo ny fivoriana iraisam-pirenena momba ny nanotechnologie eto Madagasikara. Tanterahina eny amin’ny Akademiam-pirenena Tsimbazaza, mandritra ny roa andro izany. “Nano Mada 2025”, izay ahitana famelabelarana voka-pikarohana maro amin’ny nanotechnologie maneran-tany sy ahafantarana ny fandrosoana hatramin’ izay. Misy koa fifanakalozan-kevitra iarahan’ny manam-pahaizana malagasy sy vahiny tonga hanatrika ny hetsika eto […]
Bazar de Noël, andiany faha-63: Anamafisana ny asa sosialy ataon’ny fikambanana WMG
Tontosa afakomaly, tetsy amin’ny Carlton Anosy, ny “Bazar de Noël”, andiany faha-63. Hetsika nokarakarain’ny fikambanana Wednesday Morning Group (WMG). Tonga maro teny an-toerana ireo mpitsidika nanomboka tamin’ny 9 ora maraina hatramin’ny 5 ora hariva. “Nahafapo ny hetsika satria nahitana ireo entana sy zavatra tena ilaina amin’ny fanomanana ny fankalazana ny […]
Kaominina Mandoto: Fianakaviana 205 mampiasa fatana vitogaz
Vita sonia ny 18 novambra teo, ny fifanarahana eo amin’ ny orinasa Promodim, ao anatin’ny vondrona Imperial Brands sy ny orinasa Vitogaz Madagasikara. Nanatanteraka izany, ny tale jeneraly ny Promodim, Rabarijhon Francis, sy ny tale jeneraly ny Vitogaz, Andriamampianina Zo. Mifantoka amin’ny fanamorana ny hahazoan’ny tokantrano malagasy, ny fampiasana entona […]




