Auteur/autrice : Adnews

Championnat des Nations U18 : Lavon’i Madagasikara 2 ny Club M Maurice

Tsara fiditra ny ekipam-pirenena Madagasikara 2, teo amin’ny fanombohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny firenena “championnat des nations”, taranja volley-ball, sokajy U18, vehivavy. Fihao­nana notanterahina omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Resin’izy ireo tamin’ny seta 3 no ho 2 ny Club M Maurice. Sahirana ny tovovavy malagasy vao nibata ny fandresena […]

SOMBIM-BAOVAO

Hatao anio any amin’ny foiben’ny Caf ao Egypte, ny antsapaka hahalalana izay ekipa hifanandrina eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “ligue des champions” sy ny amboaran’ny kaonfederasiona “coupe de la Caf”, taranja baolina kitra. Ho fantatra eo izany izay ho mpifanandrina amin’ny CFFA sy ny FC Rouge. Misongadina ny […]

Afrobasket U18, zazalahy : Nandresy an’i Gabon tamin’ny mokafohy ny Ankoay

Na sarotra aza, nivoaka ho mpandresy ihany ny Ankoay Madagasikara, nanoloana ny Panthères-n’i Gabon, teo amin’ny fanombohan’ny «Afrobasket », sokajy U18, zazalahy. Lavon’izy ireo tamin’ny mokafohy, tany amin’ny segondra farany ry zareo Gaboney. Nivoaka sempotra vao nahazo fandresena ny Ankoay Madagasikara, nanoloana ny Panthères-n’i Gabon, teo amin’ny andro voalohany amin’ny fiadiana […]

Fampinonoan-dreny : Miantoka ny fahasalaman’ny zaza

Hatramin’ny rahampitso no hanamarihana ny “Heri­nan­dro maneran-tany ho an’ny fampinonoan-dreny”, araka ny tetiandro napetraky ny “World Alliance for Breast­feeding Action (WABA)”. Ny fampinonoan-dreny, ainga tsara indrindra sy maharitra eo amin’ny fiainana; andeha hamafisintsika izay efa ma­homby. Io no lohahevitra no­voizina tao natin’ny herinandro. Paikady lehibe iadiana amin’ny tsy fanjariantsakafo eto […]