Nitohy omaly indray rehefa niato kely noho ny fanatanterahan’ireo solombavambahoaka ny andraikiny tany amin’ny distrika niaviany ny asan’ny vaomiera parlemantera manao ny fanadihadiana ny orinasa Jirama. Nifantoka tamin’ny fandinihana ny fomba fitantanana ireo fanampiana ara-bola omen’ny fanjakana ho an’ny orinasa Jirama ny dinika. Nifampiresahana tamin’ izany koa ny antony tsy […]
Auteur/autrice : Adnews
INDRAY MIJERY
Misy ny fampitaovana ny hopitaly Androva Mahajanga ho fanatsarana ny tolotra fandidiana toy ny “Endoscopie bronchique” sy “O.R.L”. Ahafahana manao fitiliana sy fitsaboana tsy mila fandidiana intsony arakaraka ny aretina ireo fitaovana natolotra. Mijery “vidéo” amin’ny alalan’ny “écran”, satria misy “caméra” ilay fitaovana miditra any anaty vatana. Araka ny fangatahan’ireo […]
Bazary Kely Toamasina: Nitondra fanampiana ny fanjakana
Nidina avy hatrany teny amin’i Bazary Kely Toamasina izay hotohoton’ny afo ny iraky ny fanjakana nitondra fanampiana sy nankahery ireo traboina. Entina hanarenana haingana ny asa fiveloman’izy ireo andavanandro ny fanampiana nentina. Nahitana tafo fanitso 7 240 isa, simenitra 100 kitapo, hazo lehibe sy hazo fisaka 16 912 isa, fantsika […]
Ady amin’ny VIH/Sida: Nohamafisina ny fahaiza-manaon’ny solombavambahoaka
Ilaina ny haitaky amin’ny fandresen-dahatra hampiakarana ny tetibola ho an’ny SDSR. Ireo solombavambahoaka no hanao ny adisisika hampitomboana izany tetibola izany ka nizarana paikady. Natao ny herinandro teo ny atrikasa fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo solombavambahoaka momba ny ady amin’ny VIH/Sida. Teo koa ny haitaky ho fampitomboana ny tetibola natokana ho an’ny […]
TARATRY ny KANTO
« Grand hommage « Om-Gui ». Fampisehoana hotanterahin’ny tarika Ny Ainga, ao Antsahamanitra ny alahady 16 aogositra izao. Hanotrona eny an-toerana i Zooky Doda sy Tantely Ny Feo, izay samy efa tao anatin’ity tarika manana ny mampiavaka azy ity. « Tsiaro 10 taona an’i Om-Gui ». Ireo hira rehetra namantarana ny tarika no ezahina haverina […]




