Tolotra vaovao omen’ny MVola ny mpanjifa ny fividianan-javatra tsy misy sarany amin’ny MVola. Hafohezina koa ny fotoana hikarakarana ny mpanjifa manana olana. Voatendry ho tale jeneraly (CEO) vaovao ny MVola i Alexandre Castel. Maromaro ny zava-baovao omen’ny orinasa tarihiny, hanatsarana ny tolotra omena ny mpanjifa. Tsy andoavana sarany intsony ny […]
Auteur/autrice : Adnews
FANTINA sy FINTINA
Hatao amin’ireo fokontany miisa 19 400 ny fakan-kevitra iarahana amin’ny FFKM. Hiroso amin’ny fampiofanana santatra eny ifotony ny fiangonana sy ny komity teknika mikarakara ny fikaonandoham-pirenena manomboka anio. « Sehatry ny fitadiavana vahaolana ny fikaonandoha fa tsy natao hifandonana », hoy ny filohan’ny FFKM. Tena nisy ny fizarana vola nanentanana olona nanao […]
Filohan’ny Fanavaozana : “Manohana antsika ny filohan’i Botswana”
“Anisan’ny filoha mpikamban’ny SADC nanohana ny dingana fanavaozana an’i Madagasikara hatrany am-boalohany ny filoha botswanais.” Io ny namintinan’ny filohan’ny Fanavaozana, ny kolonely Randrianirina Michaël, ny fihaonany tamin’ny filohan’i Botsawana, i Duma Gideon Boko, tany Gaborone, ny faran’ny herinandro teo. Misy fifanekem-piaraha-miasa havoaka ao anatin’ny 30 andro, satria te hanampy an’i […]
Kibo mitsara tena
Nangatahin’ny filohan’ny Antenimierampirenena tamin’ny fanombohana ny fivoriana tsy ara-potoana fahatelo farany teo ny hanafainganan’ny fahefana mpanatanteraka ny fampidinana ny vidim-piainana. Aiza ho aiza? Anisan’ny notakina tamin’ny fidinana an-dalambe tamin’ny taon-dasa izay. Miara-dalana amin’izany ny amin’ny famoronana asa. Ny amin’izay vidim-piainana, saika fiteny mandrakariva ny hoe tsy misy vidim-piaianana midina […]
Praiminisitra, Rajaonarison Mamitiana: « Tsy mbola voavaha tanteraka ny olana »
Nanao tatitra ny asa vitan’ny governemanta ny Praiminisitra, Rajaonarison Mamitiana, omaly. Niaiky ny tenany fa betsaka ny ezaka sy ny dingana mbola hatao. «Tsy mbola voavaha tanteraka ny olana », hoy izy. Notsiahiviny fa anisan’ny iraka nampanaovina azy ireo ny hamahana ny filana maika, ny fiatrehana ny loza voajanahary ary ny […]





