Nankalazaina maneran-tany, ny 1 oktobra teo, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zokiolona. Tamin’ny ankapobeny, nolalovam-potsiny izany ho an’i Madagasikara. Araka ny voarakitra ao anaty tantara, anefa, fatra-panaja sy nanome hasina fatratra ny zokiolona ny Malagasy sy ny fiarahamonina nisy azy. Tokony hifanaraka amin’izany ny zava-misy iainana isan’ankohonana, isam-pianakaviana, eny anivon’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
« Antsika mianakavy jiaby »: Nahatanteraka ny fanambiny i Njakatiana
Voaporofo fa manana ny kanto mitoetra i Njakatiana. Mbola eo hatrany ireo mpitia ny sanganasany… Nampanantena seho goavana ho sahaza ny olon-drehetra ity mpanakanto ity, omaly, nandritra ny « Antsika mianakavy jiaby » teny amin’ny Coliseum Antsonjombe. «Ny tarika Njakatiana te haneho zavatra goavana amina sehatra goavana ka io Coliseum io no […]
VAOVAO TAMBATRA
Mbola misy ireo minia mitrandraka volamena any Betsiboka. Tsikaritry ny tomponandraikitry ny minisiteran’ny harena an-kibon’ny tany, izay nidina ifotony, fa misy ireo manana fahazoan-dalana ara-dalàna, saingy tsy mahafeno fepetra. Satria, tsy manao tetikasa ara-tsosialy (RSE), tsy mandoa tamberim-bidy sy haba (DTSPM) ary tsy manana bokibe fanambarana ny vokatra azo. Natsahatra […]
Fanafaram-bary : Hametraka fiarovana ny famokarana ny ANMCC
Mitohy ny fanadihadiana ataon’ny Fahefam-pirenena misahana ny fepetra fanitsiana ara-barotra na “Autorité nationale chargée des mesures correctives commerciales” (ANMCC) momba ny fiakaran’ny fanafarana vary eto Madagasikara. Tanjona ny hamantatra ny fiantraikan’izany amin’ny sehatry ny famokarana, ny tsena, ary ny famatsiana eto an-toerana. Ny taona 2025, nahatratra 800 812 taonina (t) […]
Fiompiana : Hirosoana ny drafi-panatanterahana
Natao ny zoma 2 oktobra teo, teto Antananarivo, ny atrikasa miompana amin’ny fiompiana. Nentina nanamafisana ny fiaraha-miombon’antoka maharitra momba ny fanodinam-bokatry ny fiompiana sy ny rafitra ara-tsakafo eto Madagasikara izany. Nambaran’ny Sekretera jeneraly (SG) ny minisitera, Ralaisabotsy Jary Antonio, fa natao ity fotoana ity ifanakalozan-kevitra teo amin’ny minisitera sy ireo […]





