Auteur/autrice : Adnews

Ministère de l’Economie et des Finances: Limogeage simultané des hauts responsables

Limogeage en bloc au sein du ministère de l’Economie et des Finances (MEF), hier à Iavoloha lors du Conseil des ministres. Plusieurs hauts responsables ont été démis de leurs fonctions, destitution qui s’inscrit dans la logique d’un audit mené au sein de ce département. Visiblement, la présidence de la Refon­da­tion […]

Ravinala Airports : Fiatrehana loza eny amin’ny seranam-piaramanidina

Nisy hetsika, andrana, natao ho fiatrehana raha sendra misy loza mitranga eny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Antana­narivo Ivato, ny 31 oktobra teo. Natao araka ny fitsipika ana habakabaka eto Madaga­si­kara, apetraky ny Antokon­draharaha misahana ny fitaterana ana habakabaka sivily eto Madagasikara (ACM) sy ny Vondrona misahana ny fitaterana ana habakabaka sivily […]

Tao anatin’ny telo taona : 734 tapitrisa Ar ny fatiantoky ny Jirama

Manjaka ny kolikoly eo anivon’ny orinasa Jirama. Tsy mazava ny fitantanana sy ny fandrindrana ny tahirin-tsolika ampiasaina sy ny vokatra nafarana. Tafakatra hatrany amin’ny 734 tapitrisa Ar ny fatiantoky ny Jirama nanomboka ny taona 2020 ka hatramin’ny 2023, vokatry ny kolikoly sy ny tsy fisian’ny fanaraha-maso hentitra amin’ny fitantanana ny […]

Karate-« Mada 2025 »: Nanjaka ny ligin’Analamanga

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tany Antsirabe, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja karate ho an’olon-tokana, teo amin’ ny sokajy Cadet, Junior ary Senior. Nanjaka ny mpika­troka avy eto amin’ny ligin’ Ana­lamanga, raha ny vokatra, satria norombahin’izy ireo ny medaly volamena 19 tamin’ ireo 23 niadiana. Anisan’ny nisongadina i Rija, […]