Auteur/autrice : Adnews

Minisitra Fanirisoa Ernaivo : « Tsy ijerena loko politika ny tsy fanarahan-dalàna »

Naneho ny heviny tamin’ny mpanao gazety, tetsy Ano­sy, ny minisitry ny Fitsarana, Fanirisoa Ernaivo, manoloana ny fampidirana am-ponja ireo olon’ny fitondrana teo aloha. Anisan’izany ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Sahondrarimalala Marie Michelle sy ny depiote teo aloha, Rahantanirina Lalao « Nina ». « Tsy misy resaka politika ny fampidirana am-ponja azy ireo. Mety fifandrifian-javatra […]

Fandresena mahagaga

Anisan’ny fety manamarika ny miaramila ny andron’ny fandresena, tanterahina any amin’ny Akademia Miaramilan’ Antsirabe, anio. Dingana manamarika ny fandraisana andraikitra goavana, ho mariky ny fitiavan-tanindrazana. Anisan’ny any an-toerana ny Filohan’ny fanavaozana ny Repoblika, ka hitondran-dresaka ny mahakasika izay, fiainan’ny miaramila izay. Izy ireo rahateo no mitazona ny familiana ilay sambobe, […]

Tombana amin’ireo minisitra : Tsy azo ihodivirana ny hanovana ny governemanta

Efa mandeha ny tombana amin’ireo minisitra. Eo koa ny tohin’ny fifampiresahan’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël, tamin’ireo mpitarika antoko politika ka hiafara amin’ny fanovana ny governemanta. Efa manangasanga izany fanovana amin’ny ampahany na manontolo ny governemanta izany ary tsy ho dila ity volana oktobra ity. Voalaza fa efa hodinihina tsy […]