Auteur/autrice : Adnews

Filoha lefitry ny Antenimiera, depiote Fetra: « Mbola vonjimaika ny fanendrena sefo fokontany »

Nambaran’ny filoha lefitry ny Antenimierampirenena, Ralambozafimbololona Andriantsivoafetra, fa tsy maintsy mbola hirosoana ny fifidianana filoham-pokontany. « Mbola fepetra vonjimaika ny fanendrena sefo fokontany ho an’ny eto Antananarivo Reni­vohitra aloha izao », hoy izy. Nolazainy fa tena nisy tokoa ny hetaheta teny an-dalambe nivoaka tamin’ny tolom-bahoaka ny amin’ny tokony hifidianana ny sefo fokontany. […]

Aim-pirenena

Hanao ahoana ihany ny fikaonandoham-pirenena? Maro ny miandry fatratra. Ho amin’ny tena fanavaozana sa… ? Sanatria, ho ady saritaka noho ny paipaika sy kajikajy politika mahazatra ny sasany, na noho ny torapo tsy mahafa-bela ny hafa… Na ahoana na ahoana, mila mitandrina sy malina. Amin’izany, manara-maso sy mifanara-maso: iza no […]

Hafatra Pentekosta FFKM : “Aoka ho fiainantsika ny 4 F”

“Aoka ho fiainantsika ny 4 F: fiaiken-keloka, fibebahana, fahamarinana, fihavanana”. Izay ny hafatra Pentekosta FFKM, nampitainy omaly. Tao anatin’ny Fanamb­rana sy hafatry ny Komi­ty foibe 47 sy fihaonambe FFKM, ny 19-21 mey 2026, nosoniavin’ny filoham-piangonana efatra mirahalahy. Tsy ho filamatra fotsiny ny 4 F, fa ampiharina eny an-tokantrano sy ny […]