Malagasy mpiangaly bisikileta nalain’ny klioba Faucon Flacq SC – KFC Maurice tamin’ity taona ity, i Houlder Fitahiantsoa Mohamed. Misongadina tanteraka izy any an-toerana, ankehitriny. Araka ny fanadihadiana natao sy ny vaovao navoakan’io klioba io, omaly, nahazo ny laharana faharoa tamin’ny fifaninanana Moka Rangers Challenge, ity Malagasy mpilaravinahitra ity. Nambaran’ity farany […]
Auteur/autrice : Adnews
SOMBIM-BAOVAO
Nahatratra 100 mahery ireo mpifaninana tamin’ny lalao hazakazaka am-bisikileta nokarakarain’ny ligin’ Analamanga, mitondra ny anarana hoe: «Rodorodon’I arivo ». Hetsika notontosaina ny alahady teo, niainga teo Andohatapenaka hatrany Ambohitrimanjaka. Tamin’ity andiany fahadimy ity, azon’i Bienvenue ny laharana voalohany. Miatrika fampivondronana eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny ekipa malagasy latsaky ny 18 […]
Basikety-Mada U14 : Ekipa 48 lahy sy 41 vavy hifaninana eto Analamanga
Hotanterahina eto Analamanga, ny 1 hatramin’ny 9 aogositra izao, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, sokajy latsaky ny 14 taona, lahy sy vavy. Ekipa 48 lahy sy 41 vavy no hifaninana amin’izany. Kianja 3 eto Antananarivo dia ny eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina sy Kianja Barea eo ivelany roa no handraisana ny fifaninanana nasionaly U14, raha […]
INDRAY MIJERY
Fanjarian-tsakafo ho an’ny zaza madinika ny lohahevitra iompanan’ny fivoriana hotanterahin’ny mpitsabo manokana ny kilonga, ho an’ity taona ity. I Toliara no handray an’izany. Ahitana mpiasan’ny fahasalamana handray anjara amin’ny fiofanana, fizarana traikefa sy voka-pikarohana samihafa, ny 6 sy 7 aogositra ho avy izao. “Olona 90 000 no mitondra ny tsimokaretina […]
Fikaonandoham-pirenen’ny tanora : 700 ireo mpandray anjara eny amin’ny CCI
Taorian’ny fikaonandoham-paritry ny tanora isaky ny faritra, notanterahina teto Antananarivo ny atrikasa famaranana ny fikaonandoham-pirenen’ny tanora ho an’ny Fanavaozana. Eny amin’ny CCI Ivato, mandritra ny hateloana, nosantarina omaly, izany. Tanora 700 mahery, avy amin’ny Faritra 24, voasolo tena ao avokoa ary hitondra ny feon’ny tanora namany. “Nanomboka teny amin’ny kaominina, […]




