Anisan’ireo mpilalao 20 nantsoin’ny mpanazatra ny Paris FC, hiatrika ny lalao ara-pirahalahiana izay hihaonana amin’ny ekipa voafantin’ny UNFP, i El Hadary, Malagasy mpilalao baolina kitra. Ity fifanandrinana ity, izay natao omaly, ary efa mamiratra tanteraka izy amin’izao fotoana izao. Hiatrika ny lalao hiadiana ny laharana amin’ ny taranja tenisy, sokajy […]
Auteur/autrice : Adnews
“Chan 2024” : Tsara toerana handimby an’i Dax i Mamisoa
Hotanterahina ny sabotsy ho avy izao, ao amin’ny Benjamin Mkapa Stadium, Dar Es Salaam, ny fifandonan’i Tanzanie, mpampiantrano sy i Madagasikara. Lalao izay tafiditra amin’ ny andro fahatelon’ny fifanintsanana “Chan 2024”, tontosaina any Tanzanie, Kenya, Ouganda, ho an’ny vondrona “B”. Mbola baraingo ny mpilalao handimby ny toeran’i Dax, kapitenin’ny ekipa […]
« CJSOI » – Seychelles : Nahazo medaly 39 i Madagasikara
Afaka roa andro sisa, hifarana tanteraka ny lalaon’ny CJSOI atsy Seychelles. Manana medaly 39 i Madagasikara hatramin’ny omaly. Hifandona amin’i La Réunion, mandritra ny famaranana, ny Ankoay zandriny. Mitombo ihany! Omaly, nahazo medaly 39 i Madagasikara, taorian’ ny andro fahadimin’ny lalaon’ ny CJSOI, hetsika izay tanterahina atsy Seychelles. Araka ny […]
Antontan-tataratsin’ady 121 isa : Voampanga miisa 22 voaheloka higadra mandra-pahafaty tany Toamasina
Niakatra teo anivon’ ny fitsarana ambaratonga voalohany Toamasina ny raharaha mahakasika ny vono olona tany an-toerana, ny 19 may ka hatramin’ny 02 jolay lasa teo. Antontan-taratasin’ ady 121 be izao no notsaraina nandritra izany. Nahitana ny didy hitsivolana voalohany, laharana faha 61-CC/C.A/ TOA/25, izay nivoaka ny 5 may 2025. Teo […]
Antohomadinika: Zazamenavava hita faty
Fatin-jazamenavava hita faty tao anatin’ny lavaka fivarinan’ny rano maloto, teny amin’ny fokontany Antohomadinika, boriborintany voalohany, omaly maraina. Natsingevan’ny rano, nofonosan’ny tsy mataho-tody tao anaty harona plastika ilay zaza efa tsy misy aina intsony. Vinavinain’ireo nanatri-maso ho roa volana eo ho eo io zaza narian-dreniny io. Tsy fantatra ny nahavanon-doza. Ny […]




