Auteur/autrice : Adnews

Fibatana fonjamby : Hampiofana ny Malagasy i Salama Maged

Na eo aza ny fahaiza-manaon’ny mpibata fonjamby izay voaporofo hatrany amin’ ny vokatra tsara azon’izy ireo amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena natrehany, mikaroka hatrany izay hampivoarana ny taranja sy hampiakarana ny lentan’ny atleta ny FMHMC (Federation malgache d’haltérophilie, de musculation et de culturisme). Hisy, araka izany, ny fampiofanana omen’ilay teknisianina manam-pahai­zana egyptiana, […]

Fanafihana miharo vono olona : Voaroba ny 8 tapitrisa Ar sy finday maro

Mampivarahontsana ny zava-niseho tao Mananara Avaratra, ny alin’ny 5 jolay lasa teo. Voaroban’ireo olon-dratsy ny vola mitentina 8 tapitrisa Ar sy finday maro fampiasan’ireo mpivady mpanao Cash point ao an-toerana, izay misy vola hatrany amin’ny 30 tapitrisa Ar. Novelesin’ireo mpanafika tamin’ ny hazo ny lohan’ireo niharam-boina ka naratra mafy tamin’ […]

INDRAY MIJERY

Ho an’ny ankizy sy ny tanora miaina miaraka amin’ny diabeta ny hetsika torolalana ho an’ny olona manana toe-tena diabetika izay fanao eny amin’ny Amadia Faravohitra, amin’ny sabotsy izao. Ny diabeta sy ny sakafo ara-pahasalamana no lohahevitra voizina amin’izany. Na dia mangatsiaka aza ny andro dia tsy tokony hajanona ny fanaovana […]