Auteur/autrice : Adnews

Behoririka : Namoy ny ainy, omaly, ilay ramatoa voadona

Nodimandry omaly tamin’ny 1 ora maraina, teny amin’ny hopitaly HJRA ilay renim-pianakaviana, 30 taona, voadonan’ny fiara tapaka hisatra tetsy Behoririka, afakomaly maraina. Namela kamboty telo mianadahy izy ary vao efa-bolana ny farany izay niara-voadonan’ny fiara taminy. Hitondra ny raharaha eny anivon’ny fitsarana ny fianakavian’ny maty aorian’ny fandevenana, raha ny fanazavana […]

Ankizilahy maty nokendaina : Novonoin’ny raikeliny tamin’ny tadim-poketra

Maty novonoina tao an-tranony ny ankizilahy vao 10 taona monja. Nofatorana tamin’ny talantalana amin’ny fitoeran-damba sy nokendaina tamin’ny tadim-poketra izy. Ahina ho tompon’antoka ny raikeliny. Zava-doza! Ankizilahy iray tokony ho 10 taona no maty novonoina, omaly maraina. Tany amin’ny tanànan’i Beronono, fokon­tany Soanafindra, kaominina ambonivohitra sy distrika Tsiroanomandidy no nitran­gan’izany. […]

Eco brèves

La partie dite Vakiniadiana dans le district de Manjakandriana va voir prochainement le passage fréquent de transport de carburant sur la voie ferrée. Par rapport à cela, le ministère des Transports et de la météorologie (MTM), l’Office malgache des hydrocarbures (OMH) et la société Madarail ont émis une annonce à […]