Auteur/autrice : Adnews

Sampana Vonjy aina HJRA : Nahazo fitaovana avy amin’ny masoivohon’i Frantsa

Nanome tohana, fitaovana, ho an’ny sampandraharaha Vonjy aina eo anivon’ny CHU-JRA Ampefiloha ny ONG La Chaîne de l’Espoir niaraka tamin’ny ambasadaorin’i Frantsa, afakomaly. Na­hitana «défibrillateur», «respi­rateurs» ary fitaovana ara-pitsaboana isan-karazany izany. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa fanatsarana ny fandraisana an-tanana ireo marary miditra eny an-toerana ireo fanomezana. « Miompana amin’ny fanatsarana ny […]

Ambovombe Androy : Nanamboatra kilalao ho an’ny ankizy ny skoto

Nambaran’ny fanadihadiana momba ny toe-piainan’ny ankohonana MICS 2025 fa 20% amin’ny zaza 2 ka hatramin’ny 4 taona ihany no misitraka hetsika famohana ny vavahadin-tsaina mifanaraka amin’ny taonany. Miaritra fomba fifehezana hentitra kosa ny 88%. Taona fahatelo nanamarihin’i Madagasikara ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny lalao ity taona ity. “Arovantsika ny lalao, […]

Bagasy – tarika R’Imbosa: Hampahafantatra ny tantaran’ny hirany

Hiavaka ny « Zarasehatra » hotanterahina anio tolakandro, etsy amin’ny efitrano malalaky ny Trano fiantohana Aro Antsahavola. Ankoatra ny fihirana, hampahafantatra ireo tantara niforonany sy ny lalana nodiavin’ny hira tsirairay ny tarika R’Imbosa. Hifanindran-dalana amin’izany ny tantaran’ireo mpamoron-kira. Anisan’izany i Justin Rainizanabololona, Samuel Rahamefy, Justin Rajoro, Naka Rabemanantsoa, Naly Rakotofiringa, sns. Iray […]