Madagascar joue un rôle central dans l’élaboration des orientations stratégiques de la Communauté de développement de l’Afrique australe (Sadc). Les hauts fonctionnaires et experts régionaux, réunis au Centre de conférences internationales (CCI) d’Ivato, ont clôturé hier les travaux techniques liés à l’examen du Plan stratégique indicatif de développement régional (RISDP), […]
Auteur/autrice : Adnews
FANTINA sy FINTINA
Naneho ny fankasitrahany sahady ny fahatanterahan’ny fivorian’ny Sadc, andro voalohany, afakomaly, ny sekretera mpanatanteraka, Elias Magosi. Nambarany tamin’ny minisitra Rasata Rafaravavitafika, tetsy Anosy, izany. “Tsy nisy nokianina hatreto ka arahabaina ianareo”, hoy izy. Tsiahivina fa hifarana ny 17 aogositra ny fivoriana. Naneho ny heviny ny administratera sivily, Raholinarivo Paolo, fa […]
Fihaonamben’ny SADC : Hametrahana politikam-pampandrosoana maharitra!
Drafi-pampandrosoana stratejika manoritra ny fampandrosoana amin’ny faritra (RIS DP 2020-2030). Io ny niompanan’ny andro faharoa sady faran’ny fihaonan’ny tomponandraiki-panjakana ambony sy manampahaizana momba ny fampandrosoana eo anivon’ny Sadc teny amin’ny CCI, Ivato, omaly. Tena tondrozotra ho amin’ny fampandrosoana maharitra sy tsy anavahana ary mampitambatra ny faritra eo anivon’ny Sadc ny […]
Jamban’ny vola
Raha mandinika ny zava-misy ankehitriny dia tsy am-pihambahambana no ilazana fa fositra ny fitiavam-bola diso tafahoatra. Mibaribary loatra fa matim-bola avokoa izay milaza fa mpanontsana sy mpisintona lakolosy (hono). Tsy ho an’ny tanindrazana sy taranaka velively fa ho an’ny ao am-paosiny sy ny poketrany. Mino ve isika izao fa tena […]
Fiaraha-miasa amin’ny MFFT: Manohana ny fampandrosoana eny ifotony ny Pnud
Ao anatin’ny fametrahana ny Drafitra stratejika hampandrosoana ny any atsimon’ny Nosy ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) miaraka amin’ny Pnud. Noraisin’ny minisitra Andriantsitohaina Naina, tetsy Anosy, omaly, ireo iraka avy eo anivon’ny Pnud. Nifampiresahana tamin’izany ny fanohanan’ity sampandraharahan’ny Firenena mikambana ity ny hampandrosoana ireo distrika […]




