Nohainoin’ny polisy misahana ny fikarohana heloka bevava teny Anosy, hiatrika fampanoavana anio, ireo olona voasaringotra tamin’ny raharaha fahafatesan’i Raissa kely. Tsy hilefitra amin’izay nahavanon-doza nahafaty an’i Raissa ny fitsarana fa hampihatra avy hatrany ny sazy, araka ny nambaran’ny lehiben’ny Mpampanoa lalàna eo anivon’ny Fitsarana ambaratonga voalohany, Rakotoniaina Narindra Navalona, omaly. “Efa […]
Auteur/autrice : Adnews
Football: les Barea de Madagascar en quête d’un deuxième match amical
A l’approche de la fenêtre Fifa de juin 2025, l’équipe nationale de Madagascar, les Barea, intensifie sa préparation. Outre le match amical contre la République Démocratique du Congo, au mois de juin, Madagascar négocie actuellement une deuxième rencontre. Et parmi les adversaires envisagés, le Congo-Brazzaville. Mais il y a un […]
Projet Sahofika: Madagascar en quête de souveraineté énergétique
Le projet hydroélectrique de Sahofika prend forme. Le Fonds souverain malagasy (FSM) devient officiellement actionnaire à 49% de la société Neho, promotrice de la centrale. La signature du contrat d’achat d’actions a eu lieu hier au palais d’Iavoloha, en présence du président Andry Rajoelina. Ce partenariat public-privé marque l’engagement de […]
Fiarovana ny tontolo iainana: atomboka any an-dakilasy ny fanabeazana
Haharitra roa andro, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny fampahafantarana ireo sehatra sy fikambanana manabe ankizy sy tanora, na olon-dehibe, momba ny tontolo iainana sy ny fiarovana ny harena voajanahary. Ilaina ny mandrindra ny asa rehetra hampaharitra ny ezaka vita. «Atomboka amin’ny zaza sy ny ankizy ny fanabeazana momba ny […]
Tatitry ny Bianco Tale sy sekretera jeneraly 13 naiditra am-ponja
Namoaka tatitra ho an’ny taom-piasana 2024 ny eo anivon’ny Bianco. Nambaran’izy ireo tamin’izany fa maromaro ireo tomponandraikitra ambony nampidirina am-ponja. “Tokony hisarika ny saintsika: manomboka any amin’ny tale hatrany amin’ny sekretera jeneraly, nisy 58 voasaringotra tamin’ny raharaha kolikoly tamin’ny 2024. 13 tamin’izy ireo no notanana vonjimaika am-ponja”. Io no nambaran’ny […]




