Les meurtres de deux filles en l’espace de deux semaines aux 67 Ha Avaratra Andrefana et Antohomadinika, continuent de défrayer la chronique. La Procureure de la République (PR) près le Tribunal de Première instance (TPI) d’Antananarivo, Narindra Navalona Rakotoniaina a indiqué, hier à Anosy, que les suspects dans le meurtre […]
Auteur/autrice : Adnews
Lutte contre la corruption: l’immunité fait obstacle
Les immunités de poursuite et d’enquête, accordées à certaines personnes, empêchent le Bureau indépendant anti-corruption (Bianco) de faire son travail et font obstacle à la lutte contre la corruption. Et malgré la multiple demande de levée de ces privilèges, le Bianco se heurte toujours à un refus. Le Bianco a […]
AMBARAO Teaser Mai Lova Ranoromaro.
Baolina kitra: Tonga hijery ny fifaninanana eto i Corentin Martins
Ny zoma alina lasa teo no tonga teto Madagasikara i Corentin Martins, mpanazatra ny Barea de Madagascar. Tsy niandry ela fa ny ampitson’io ihany, tonga nijery ny fifaninanana teto an-toerana ny tenany ka anisan’izany ny dingana ampaha-16ndalana hiadiana ny “Yas amboaran’i Madagasikara”. Tsy izy irery no nanatrika izany fa niaraka […]
SOMBIM-BAOVAO
Hiditra amin’ny andro fahefatra, anio, ny fiadiana ny tompondaka nasionaly, dingana voalohany N1A, taranja basikety, ho an’ny vondrona A, tanterahina any Mahajanga. Raha hiverenana ny vokatra, laharana voalohany vonjimaika ny GNBC Analamanga, eo amin’ ny sokajy lehilahy. Nanainga omaly ny delegasiona malagasy, taranja Beach-volley. Hihazo ny Nosy La Réunion ny […]




