Auteur/autrice : Adnews

FJKM Ivato Seranana: 20 taona ny fiaraha-miasan’ny mpitandrina sy ny fiangonana

Mankalaza ny faha-20 taona niarahany niasa tamin’ny fiangonana FJKM Ivato Seranana Vavahadin’ny Lani­tra ny mpitandrina Raso­loarijao Jean. Hotanterahina rahampitso alahady izany. Tao anatin’ny 20 taona niarahana niasa, zava-dehibe ny namoahana mpitandrina 6, izay zanaky ny fiangonana ary anisan’ny reharehan’ny fijoroan’ny fiangonana. Niitatra ny ambaindain’ny sekoly FJKM Fanovozantsoa izay an’ny fiangonana […]

Taranja Jiu Jitsu: Kely nefa sangany i Enoka sy Itiela

Anisan’ny zandriny indrindra amin’ny mpifaninana ara-panatanjahantena Jiu JiTsu, nandritra ny “Open Africa 2025 Bresilien”, i Enoka sy sy Itiela, teratany malagasy. Lalao natao tany Maorisy, ny faramparan’ny volana avrily teo. 10 taona i Mazas Aintsara Enoka, tempana “grise”, sokajy latsaky ny 27 kg. Anisan’ny tompondakan’i Afrika zandriny indrindra tamin’ity fifaninanana […]

Loharanom-bola vaovao : Zava-dehibe ny fanetsehana ny sehatra tsy miankina

Manana anjara biriky amin’ny fanatsarana ny tontolon’ny fahasalamana sy ny fanaovam-baksiny ny firaisamonim-pirenena. Vahaolana naroson’izy ireo, hahazoana loharanom-bola fanampiny hividianana vaksiny, ny fitadiavana hetra vaovao hampiakarana ny anjaran’i Madagasikara. Satria, efa misy lalany daholo ny sora-bola voafaritra anatin’ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana. Zava-dehibe koa ny fanetsehana ny sehatra tsy miankina. […]

Taona 2025: 4 tapitrisa dolara ny sora-bola ilaina amin’ny fanaovam-baksiny

Maimaimpoana ny fisitrahana vaksiny maneran-tany. Manome toky fa handray andraikitra hahazoan’ny zaza rehetra izany ny fanjakana. Mbola miankina amin’ny Gavi, Alliance pour les vaccins et la vaccination, ahitana ny OMS, ny Banky iraisam-pirenena ary ny Unicef anefa ny 89% amin’ny fividianana vaksiny. Raha an’ny fanjakana malagasy kosa ny 11%, ho […]