Auteur/autrice : Adnews

TARATRY ny KANTO

“Festival Tsika Jiaby”, anio ny fotoana. Hanomboka amin’ny 10 ora ny hetsika rehetra etsy amin’ny Kianja Barea. Haharitra ora maro ny fampisehoana goavana, izay hataon’i Samoëla, Tanjona Randriana­rivelo ary Mage 4. Mialoha izany, ireo mpanakanto vao misondrotra toa an-dry Arangita, Splash Ryzen, Hell’s Rush ary Dee Hamishi no hiaka-tsehatra. Mbola […]

Sehatra Bagasy : Hizara traikefa marolafy i Fidimalala

Hiavaka ny Sehatra Ba­gasy volana mey. Hizara traikefa marolafy i Fidimalala. Anio, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany ka hatramin’ny 5 ora sy sasany, ao amin’ny efitrano malalaky ny Aro Antsahavola. « Fidimalala 97 taona. Hihira, hitendry gitara, hitantara ny fiarahany tamin’i Barijaona sy O’Suza ary Ranaivo-Ranarivelo tany an-dafin’ny riaka », hoy […]

“Star Story” – Team Davalt Rwikordz: Hanarahana ny sombim-piainan’ireo mpanakanto

Manao inona ry Maman’i Tsôlôlô amin’ny andavanandro? Ahoana sy ahoana ny fomba fiainan-dry Moopcan, Tanjona Randrianarivelo, Parish, sns, ny ambadiky ny sehatra? Ampahalalana ny besinimaro anatin’ilay fandaharana “Star Story” izany. Hampifanakaiky ireo mpankafy sy ireo olo-malaza. Izay no tanjon’ny fandaharana “Star Story”’, izay handeha ao amin’ny TVM, manomboka ny 9 […]

FANTINA sy FINTINA

Nanao fanambarana noho ny fetin’ny asa, ny 1 mey teo, ny filoha Rajoelina Andry. Nambarany fa miaraka manangana ny firenena ao anatin’ny herim-po sy ny fitiavana ary mitondra anjara biriky amin’ny fanorenana sy fampandrosoana ny firenena isika. “Man­ka­sitraka ny ezaka sy ny fanoloran-tenan’ny tsirairay izahay”, hoy izy. Miharatsy hatrany ny […]