Nihaona tamin’ny tantsaha eny Atsimondrano, omaly, ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Fahavitan-tena ara-tsakafo (SESA), Razanamahefa Tahian’Ny Avo. Hita fa mahomby ny fanirin’ny vary safiotra. Nanomboka tamin’ny desambra 2024 ny fifaninanana mamboly vary safiotra « Andao Hamboly ». Nahomby ny fanirin’ny vary safiotra eny amin’ny distrika Atsimondrano. Nambaran’ny tantsaha mpamboly iray eny amin’ny kaominina […]
Auteur/autrice : Adnews
Sehatra iombonana ho an’ny famokarana: Hitondra tombontsoa sy hampandroso ny toekarena
Vaindohan-draharaham-panjakana ny fampandrosoana ny famokarana sy ny toekarena aty amin’ny ranomasimbe Indianina ao anatin’ny tetikasa « Valabe ». Ilaina ny fiaraha-mientan’ny tsirairay ho an’ny tombontsoa iraisana hahatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Vahaolana hanamorana ny fampiasam-bola aty amin’ny faritry ny ranomasimbe Indianina ny tetikasa « Valabe » na ny sehatra iombonana ho an’ny famokarana […]
TARATRY ny KANTO
Hihazo an’i Inde ny Miss Madagascar 2024. Natolotry ny masoivohin’i Inde miasa sy monina eto an-toerana an’i Cyria Teamangombe omaly, ny “visa” hoentiny misolo tena an’i Madagasikara amin’ny famaranana ny “Miss Monde”. Hatao any Telangana any Inde izy ity, ny 7 hatramin’ny 31 mey izao. Hantenaina hitondra vokatra tsara ny […]
Tontolo rock: Hiray sehatra ry Kiaka sy Iraimbilanja
Tafaray hiaka-tsehatra ny tarika Iraimbilanja sy Kiaka, ao anatin’ilay hetsika « Mozik’Iray ». Mpanohana ofisialy ny Airtel Madagasikara, izay hotanterahina amin’ny alahady 4 mey 2025 ho avy izao ny voalohany etsy Antsahamanitra. Hatao ny 30 mey 2025 kosa ny fampisehoana faharoa any Moramanga. Hiompana amin’ny gadona Rock sy ny manodidina azy ny tolotra […]
« Ho tonga anie ny fanjakanao »: Hanao seho sy fifanakalozana eto Madagasikara ny Exo
Tonga eto Madagasikara ny Exo. Tarika miangaly ny hira sy mozika kristianina, mampita hafatra. Hanatanteraka fampisehoana sy fifampizarana traikefa ho an’ny Malagasy. «Ta bienveillance », « Je veux n’être qu’à toi », « Si tu veux le louer »… Hanakoako eto Madagasikara indray ireo hira mampalaza ny tarika Exo ireo. Fampisehoana telo avy hatrany no […]




