Tonga nivahiny tao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ireo andian-tsambo sinoa mpiady mpiaro faha-45 miisa telo, ny alarobia lasa teo. Anton’izany ny fijerena manokana ny lafiny fandriampahalemana sy ny ady amin’ny jiolahin-tsambo… Nandray ireto tomponandraikitra nitarika ireto andian-tsambo sinoa ireto ny solontenam-panjakana niaraka tamin’ny masoivohon’i Sina miasa sy monina eto Madagasikara. Tafiditra […]
Auteur/autrice : Adnews
SOMBIM-BAOVAO
Tsy mbola tontosa ny fifidianana eo anivon’ny seksiona Atsimondrano sy Avaradrano, ho an’ny taranja rugby. Tsy mbola voafaritra ihany koa ny daty hanatontosana izany. Mandra-piandry io fotoana io, miantso ireo kandidà hameno ny antontan-taratasiny hatramin’ny rahampitso ny tomponandraikitra. Toy izany koa ireo fileovana tsy mbola nanavao ny taratasy fahazoany miasa […]
LIGUE DES CHAMPIONS EUROPE : nahavita «remontada» tany Espagne ny PSG
Tafita amin’ny manasa-dalana, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa «Ligue des champions», taranja baolina kitra ny PSG. Resiny tamin’ny isa mazava, 4 no ho 1 tao amin’ny kianja filalaovany ao Montjuïc, ny FC Barcelone ny talata lasa teo, nandritra ny lalao ampahefa-dalana miverina. Nahavita ny “remontada”, ny Parizianina rehefa resin’ny […]
Taranja mekanika : miisa 5 ny rallye hiadiana lohany
Tsy miova fa toy ny tamin’ny taon-dasa ihany, ny isan’ny rallye hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara ho an’ny taom-pilalaovana 2024. Araka ny fandaharam-potoana navoakan’ny federasiona sport auto Malagasy (FSAM), miisa 5 izany. Hanokatra azy, ny karakarain’ny klioba FMMSAM, hatao ny 8 sy ny 9 jona ho avy izao. Hanaraka azy […]
Pureplay football league (PFL): nosazian’ny CFEM ny Mama FC sy ny 3FB Toliara
Herinandro taorian’ny fisian’ny gidragidra teo amin’ny lalaon’ny Mama FC sy ny 3FB, namoaka fanapahan-kevitra ny Club du football Elite de Madagascar (CFEM). Sazy henjana no azon’ny roa tonta. Nivory teny Mahamasina, ny talata lasa teo, ny Club de football Elite de Madagascar (CFEM), sy ireo filohan’ny klioba efatra ao amin’ […]