Miditra tsikelikely amin’ny fandaminana ny tsena eto Antananarivo ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, tarihin’ny ben’ny Tanàna Ramanantsoa Harilala. Nanomboka ny faran’ny herinandro teo ny fanesorana ireo mpivarotra amoron-dalàna, efa nifampiresahana sy nifanaiky fa amin’ny fandaminana ho atao ary nanaiky ho afindra amin’ny toeran-kafa. Hanomboka amin’ny volana mey ny tetikasa lehibe roa […]
Auteur/autrice : Adnews
Aretim-bavony: Mahafaty raha tsy voatsabo ara-dalàna
Manazava ny fisorohana ny aretim-bavony mpahazo matetika ny olona ny avy ao amin’ny CHUJRA, indrindra amin’izao fotoana mampihetsika azy, ao anatin’ny hatsiaka izao. Mety hiteraka fahafatesana raha toa ka tsy voatsabo haingana sy araka ny tokony ho izy ny aretim-bavony. Ny « ulcère de l’estomac » no matetika mpahazo ny […]
« Taombaovao malagasy »: Nomarihin’ny mpianatra teny amin’ny Lycée Analamahitsy
Nomarihina teny amin’ny Lycée Analamahitsy, omaly, ny fanehoana ny taombaovao malagasy niarahana tamin’ireo mpianatra sy ny mpanabe ary ny vaomieram-pirenena malagasy ho an’ny Unesco izay manohana ny hetsika isan-taona. Beazina ny tanora sy ny mpianatra miainga avy any am-pianarana. Rehefa tafita ny fanabeazana, ho lasa ray aman-dreny izy ireo any […]
VAOVAO TAMBATRA
Tsy mahakasika ny arabe migodana velively ny fikasana fanotorana tany eny Ambatolampy Tsimahafotsy. Narahina ny dingana rehetra, toy ny fakan-kevitra tamin’ny vahoaka nataon’ny minisiteran’ny Asa vaventy. Entanina ny rehetra tsy ho voarebirebin’ny vaovao diso. Lohahevitra 4 no hodinihin’ny fivorimbe COI, andiany fahadimy, amin’ny 24 avrily ho avy izao, eto Antananarivo. […]
Base Toliara: Fiaraha-miasa amin’ny kaominina Toliara I
Natao sonia ny zoma 28 marsa teo ny fanavaozana ny fiaraha-miasa eo amin’ny orinasa Base sy ny kaominina ambonivohitra Toliara I (CUT). Tafiditra ao anatin’izany ny fanatsarana ny endriky ny tanàna efa natomboka tamin’ny taona 2018. Nilaza ny ben’ny Tanàna, Rabehaja Jean, fa efa nanolotra fiarabe fitaterana fako ho an’ny […]




