Auteur/autrice : Adnews

Toko Bey Telo: 2 ha amin’ny 2 000 ha no ampiasaina any Andaboy

Nohitsin’ny fikambanana Toko Bey Telo Temilahehy any Toliara, fa « ambadika politika ny hetsik’ireo manohitra ny tetikasa Base ». Nambaran’ny filohany, Randriatahiny, fa « mila mandray ny andraikiny hifehezana ny filaminana ny fanjakana. Raha tena raiamandreny ianareo mpanao politika, mitadiava mpampiasa vola hapetraka eto Toliara, hanome asa ny tanora. Marobe ny mponina manana […]

Harena an-kibon’ny tany: Hivoaka ny fahazoan-dalana hikaroka sy hitrandraka

Anisan’ireo andry lehibe telo iankinan’ny Politika ankapoben’ny fanjakana (PGE) ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany. Nohavaozina ny andinin-dalàna sasany. Nitondra fanazavana ny minisitry ny Harena an-kibon’ny tany, Rako­tomalala Herindrainy, ny 21 marsa teo, mombaa ireo lohahevitra efatra mahakasika ny harena an-kibon’ny tany. Nofoanana ny fahazoan-dalana mikaroka solika miisa 21 efa […]

FOM : Manome tohana ny orinasa madinika sy salantsalany

Hatramin’ny niforonany, ny taona 2017, miara-dalana amin’i reo orinasa tena madinika, madinika sy salantsalany (TPME) ny Fikam­banan’ny orinasa malagasy (FOM) ary mbola vonona hanome tantsoroka azy ireny ho fampiroboroboana ny asa fihariany izay fototry ny fampandrosoana ny toekarena. Vaindohan-draharahan’ny FOM, naorin-dRajaonarivelo Herintsalama, ny hanohana ny sehatry ny fandraharahana eto Madagasikara. Anke­hitriny, […]

TARATRY ny KANTO

Nomarihina teny Anatirova ny “Taombaovao Mala­gasy fidiovana 2025”. Nisy ny fizarana ny “afo tsy maty” tao amin’ny Kianja Masoandro, ny asabotsy teo. Nitohy ny alahady izany, izay nanaovana ny fomba rehetra rehefa tonon-taona toa izao: tatao, tsodrano, sns. Nahitana vahiny maro nanatrika izany, ka inoana fa miroso mankany amin’ny fankatoavana […]