Auteur/autrice : Adnews

Mampiaka-peo ny henjana

  Nampiaka-peo ny filohan’ny Fanavaozana ny Repo­blika mahakasika ny resaka famatsiana jiro any Toama­sina. Efa afapo tamin’ny kiandrasoandraso izao ny fanjakana. Tsy mahavita ny iraka ankinina aminy ny orinasa tsy miankina nametrahana fitokisana. Mirona any amin’ny vahoaka kokoa ny fanjakana, raha ny kisary tiana havoaka. Miandry vokatra azo tsapain-tanana, araka […]

Fanatsarana fomba fitantanana : Mitaky ny hamaliana ny filan’ny vahoaka ny filoha

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy teny Iavoloha, omaly, ny tetikasa fanohanana ara-teknika ny Andrimpanjakana « Facilité d’assistance technique – Fat ». Nisy hafatra nampitain’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël, tamin’izany. Nambarany fa tsy misy fampandrosoana mah­a­ritra raha tsy eo ny Andrimpanjakana matanjaka. « Tsy misy koa anefa fitoki­san’ny olom-pirenena raha tsy […]