Nahazo ny tapakila hiatrehana ny dingana manaraka amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena ClimateLaunchpad 2026, Razanamparany Vero, tamin’alalan’ny tetikasany ValorLink sy Raminosaona Zina, mpanorina ny tetikasa ICP. Miampy an’Andriambelozaka Liane, tompon’ny tetikasa Sebio. Nandresy tamin’ny famaranana ny fifaninanana natao tetsy Antaninarenina izy telo mianadahy. Hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny famaranana isam-paritra hatao any […]
Auteur/autrice : Adnews
Toamasina II : Vita ny tetezamby eo Ivoloina
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny alakamisy 16 jolay teo, ny tetezamby vao napetraka eo amin’ny reniranon’ Ivoloina, Sandahatra. Nanatanteraka ny asa ny orinasa Big Beton. Nitarika ny fotoana ny lehiben’ny faritra Atsinanana, Razafiarison Jean Jugus. Simba ny tetezana teo aloha, satria tsy nahatanty ny vesatry ny fiarabe nandalo teo, tamin’ny […]
Ladoany Antanimena : Entana miisa 118 hatao lavanty ampahibemaso
Feno entana tsy nalain’ny tompony, efa an-taonany maro, etsy amin’ny magazay fitahirizana entana an’ny Fadintseranana malagasy, etsy Antanimena. Tsy maintsy hirosoana ny fanaovana lavanty ampahibemaso, ary hitohy any amin’ny magazay hafa izany. Hatao ny alatsinainy 10 aogositra 2026 ho avy izao, amin’ny 8 ora maraina, etsy amin’ny magazain’ny Ladoany Antanimena, […]
FANTINA sy FINTINA
Nambaran’ny Praiminisitra, Rajaonarison Mamitiana, fa ny kolikoly no tena fahavalo. Nanteriny tamin’ny fahatsiarovana ny faha-78 taona nitifirana ireo dimy lahy, mahery fon’ny firenena (1947-1948), teo Ampitifirana Ankatso izany, afakomaly. «Kolikoly koa ny fijerena tombontsoa manokana aminy fanapahan-kevitra », hoy izy. Hampidirina amin’ny fandaharam-pianarana ny kolontsaina ara-politika, araka ny nambaran’ny Praiminisitra, […]
James Ramarosaona : « Mila fanavaozana ny asa an-gazety »
Anisan’ireo nandaha-teny tamin’ny fanamarihana ny faha-160 taonan’ny Gazety Malagasy, ny filoha teo aloha nitantana ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM), James Ramarosaona. Nambarany tetsy Mahamasina, tamin’ny zoma lasa teo, fa tsy maintsy mianatra mandra-pahafaty ny mpanao gazety, mba tsy ho voatsindry. Nanteriny fa masina ny asan-gazety. Olona voafidy sy notsongaina […]




