Auteur/autrice : Adnews

Pr Randrianasolo Rivoarison: Hanandratra ny Oniversiten’Antananarivo

Hitondra anjara biriky amin’ny fampandrosoana ny Oniversiten’Antananarivo ny antony hijoroan’ny Pr Randria­nasolo Rivoarison, amin’ny maha kandidà ho filoha azy. «Fotoana izao tokony hisandratan’ny Oniversiten’Antananarivo ho fitaratra amin’ny fandrosoana », hoy ny Pr Ran­drianasolo Rivoarison, kandidà laharana voalohany amin’ ny fifidianana filohan’ny oniversite, nandritra ny famelabelaran-kevitra nataony teny Ankatso, omaly. Nambarany […]

VAOVAO TAMBATRA

Nahazo fitaovam-pamokarana marobe ny fikambanana tantsaha miisa 9 any Vakinankaratra. Nahitana borety 24, motopaompy 3, maotera 24CV, fitotoana voamaina, motoculteurs, remorques, fivelesana vary, fanafangaroana provandy, sns. Nisitraka ireo ny tan­tsaha any amin’ny distrika Antsirabe II, Betafo, Man­doto ary Faratsiho. Miara-misalahy manara-maso ny vidim-bary 750 Ar ny kapoaka ireo tomponandraikitra samihafa […]