Anisan’ny nankalaza ny Andro iraisam-pirenena ho an’ ny zon’ny vehivavy, ny 8 marsa teo, ny orinasa Base Toliara tany Maromiandra, distrika Toliara II, anisan’ireo kaominina dimy iasany. Nisy ny hetsika nanehoan’ny fikambanan-behivavy fa afaka mahaleo tena izy ireo. Nambaran’i Sabine Hélène, filohan’ny fikambanam-behivavy, fa isaorana ny filoham-pirenena nanokatra indray ny […]
Auteur/autrice : Adnews
ONTM-ATD: Fiaraha-miasa fizahantany maharitra
Natao sonia ny 10 marsa teo, tany Colmar Alsace-Frantsa, ny fiaraha-miasa eo amin’ny Alsace Destination Tourisme (ADT) sy ny Ofisim-pirenena misahana ny fizahantany eto Madagasikara (ONTM). Tanjona ny hampiroboroboana ny fizahantany maharitra sy tomponandraikitra. Nanatanteraka azy ny filohan’ny filankevi-pitantanan’ny ONTM, Ranaivoarimanana Ionjaniaina, ny filohan’ny fikambanana Tourisme sans Frontières (TSF), Marc […]
« Forum du secteur privé-Genève »: Hampivondrona ireo mpandraharaha maneran-tany
Ambohi-pihaonan’ireo mpandrahara maneran-tany ny « Forum du secteur privé » atao any Genève Suisse. Fotoana iray hanandratana avo ny vokatra malagasy sy hisarihana ireo mpampiasa vola vahiny ho tonga eto Madagasikara. Manamora ny fifandraisana amin’ireo firenena any ivelany i Genève Suisse noho izy toerana anisan’ny hivezivezen’ ireo mpandraharaha maneran-tany. Antony […]
INDRAY MIJERY
Raha ny tatitra avy amin’ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, maherin’ny 6 000 ny olona tonga nanatona ny Caravane médicale tao Mahajanga, ho an’ny tapakandro maraina fotsiny, ny herinandro lasa teo. Manodidina ny 12 000 ireo noraisina an-tanana tamin’ireo toerana telo efa nandalovan’izy ireo tamin’ny lalam-pirenena fahefatra. Ny aretin’ny maso, aretin’ny reny […]
tetikasa Echo Rup: Miditra amin’ny dingana faharoa
Natomboka omaly tamin’ ny fomba ofisialy ny andiany faharoa amin’ny tetikasa “Echo Rup II” tanterahina eto amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra momba ny fiomanana hanatsarana ny fandraisana andraikitra manoloana ny loza samihafa. “Ny tondradrano no mpiseho matetika eto an-dRenivohitra mandritra ny fotoam-pahavaratra tahaka izao ka vonona ny mpiasan’ny kaominina hiofana hanamafy […]




