Mahakasika ny fanadinam-panjakana CEPE dia namerina nanazava ny avy amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena hisian’ny fitonian’ny ray aman-dreny sy ny mpampianatra. Mijanona hotantanin’ny minisitera ny lafiny teknika rehetra. Ny tantsoroka ho fampitoviana lenta ny fanadinana manerana ny Nosy dia hiantohan’ny minisitera. Ny laza adina CEPE kosa dia isaky ny Dren no itondrana […]
Auteur/autrice : Adnews
Caisse Ecole: Mitentina 65 miliara Ar ho an’ny EPP sy CEG, ary lycée
Efa voarain’ny sekoly avokoa ny tetibola ho amin’ny « Caisse école » amin’ity taom-pianarana 2024-2025 ity. Manodidina ny 65 miliara Ar ny vola ho an’ny EPP, CEG ary Lycée. Nitondra fanazavana ny tale misahana ny fanadinam-panjakana sy fanamarinana mari-pahaizana ao amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, Randrianarison Tinaina Edinah, mahakasika ny “Caisse école”. Tetibola entina […]
Sambo hopitaly Afrika Mercy Ships: Nanomboka ny alatsinainy teo ny fandidiana voalohany
Ny alatsinainy 10 marsa lasa teo no nanomboka ny fandidiana voalohany an’ireo olona manana aretina sy mila izany eny anivon’ny sambo hopitaly Afrika Mercy Ships, raha toa ka efa ny alakamisy teo no nanaovana ny lanonana ofisialy mahakasika ny fandaharanasan’ny sambo mpandidy. Niverina ary miantsona ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina indray […]
TARATRY ny KANTO
Lany tao anatin’ny fotoana fohy nivoahany ny tapakila! Mbola ny tarika AmbondronA irery hatreto no mahavita izany eto Madagasikara. Tsy ampy ora telo akory dia jifa avokoa ny tapakilan’ireo seho roa hotontosain’ny tarika etsy amin’ny La City Ivandry, ny zoma 21 marsa sy ny alahady 23 marsa ho avy izao. […]
Taom-baovao : Hankalaza ny « Rosh hashanah » ny Hebreo notsrym
« Rosh hashanah » na ny Taom-baovao ho an’ny Hebreo. Fotoana hifamelan-keloka, hamitranam-pihavanana mba hananana fo madio hiatrehana ny taona vaovao. Fotoam-piravoravoana sy fifaliana noho izy lavitry ny romoromo sy fiatsarambelatsihy. Nomarihin’ny Shalar Andriamady Rija, sekretera jeneralin’ny Fikambanan’ny Hebreo eto Madagasikara (FHM) fa anatin’ny volana « habib » ny fankalazana ny Taom-baovao ho an’ny […]




