Tratra nandritra ny fisavana nataon’ny mpitandro filaminana tao anaty sakaosin’ny mpandeha iray ny rongony milanja 8,10 kg, afakomaly. Fantatra nandritra ny fisavana ny entana rehetra teny amin’ny fiantsonana fiaingan’ny fiara ho any Ihosy izany. Nahazo loharanom-baovao avy tamin’ ny olona tsara sitrapo ny teo anivon’ ny tobim-paritra Betroka, tamin’ny 12 […]
Auteur/autrice : Adnews
Lakana rendrika : Olona 5 avotra, karohina ny ambiny
Nitrangana faharendrehana lakana tetsy amin’ny lalana mampifandray ny Fasan’ny karana sy ny fokontany Ankazotoho Anosimahavelona, omaly tamin’ny 5 ora sy sasany hariva teo ho eo. Lakana iray nitondra olona maromaro no niharan-doza ka nivadika tamin’io fotoana io, raha ny angom-baovao voaray. Vokany, latsaka tao anaty rano avokoa ireo mpandeha rehetra […]
Fanodinkodinana Cocaïne : Zandary enina niakatra fitsarana
Niakatra fitsarana miady amin’ny kolikoly ny zandary enina sy sivily efatra, omaly. Voampanga ho nanodinkodina Cocaïne tratra tany Nosy Be Hell ville izy ireo. Niakatra teo anivon’ny fitsarana miady amin’ny kolikoly Pac, omaly, ireo zandary enina sy olon-tsotra efatra izay samy voasaringotra tamin’ny raharaha rongony mahery vaika Cocaïne. Sarona tao […]




