Natao hampitomboana ny vokatra sady hanatsarana ny fari-piainan’ny tantsaha ny fampiasana ny masomboly vary safiotra. Nahazo ny anjarany ny tany Besalampy. Nitohy ny fanapariahana ny masomboly vary safiotra. Vinan’ny filoha Rajoelina Andry ny tetikasa « Vary safiotra », tanterahin’ny Sekreteram-panjakana misahana ny Fahavitan-tena ara-tsakafo. Natomboka, omaly ny fizarana izany maimaimpoana any amin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Vary safiotra: Misalasala amin’ny fampiasana azy ny tantsaha
Misalasala amin’ny fampiasana ny masomboly vary safiotra ny tantsaha noho izy mitaky fepetra maro samihafa iantohana ny famokarana. Na izany aza, mifameno amin’ny vokatra eto an-toerana ireo masomboly zarain’ny fitondram-panjakana hanatrarana ny fahavitan-tena. Marisarisa amin’ny fampiasana masomboly vary safiotra voizin’ny fitondram-panjakana ny tantsaha noho ny antony maro. Ao ireo milaza […]
TARATRY ny KANTO
Raha samy hamerina ihany, aleo hajaina ny fototra. Amin’ny zavakanto, sarotra (na tsy hisy mihitsy) ny hitovy tanteraka. Na izany aza, misy ny fototra. Mila hajaina ireny. Ny hira, dihy, ohatra, manana ny fotony. Raha io no niova na nokitihina, maro ny fiovana aterany. «Ry lanitra mangamanga ô», ohatra, no […]
Mila haverin-kasina : Maro ny teny malagasy niova hevitra
Lasa aiza ny rainareo? Lasa niasa izy! Na ny tany hasaina aza tsy misy akory. Rakoto rahateo tsy nankany an-tsaha fa handeha any amin’ny biraony. Maro ny teny malagasy nanjary niova dika na hevitra tahaka izany. Manomboka voatohintohina ny hasin’ny teny malagasy. Fahiny, raha miteny hoe «asa», tsy afa-misaraka aminy […]
Olombelo Ricky: « Efa nihoatra ny 45 taona ny nanaovana mozika… »
Nanamarika fiainan’olona maro koa ny hiran’ny Olombelo Ricky. Hotsarotsaroana mba hitoetra izy ireny, mandritra ilay seho etsy Mahamasina. «Efa ela loatra…». Fotoana elaela izay no nivoahan’ny afisy mbola tsy feno, ka nifampanontany ny rehetra hoe inona ity fampisehoana ity? Efa fantatra taty aoriana fa fampisehoan’ny Olombelo Ricky, izay hotontosaina ny […]




