Nambaran’ny filoha nasionalin’ny Tim, Ravalomanana Marc, fa ilaina hatrany ny firaisankina sy ny tsy tokony hatahorana ka hanana fahasahiana, manoloana ny fiainam-pirenena. “Misy ny hevitra tsy mitovy, koa miantso antsika rehetra izahay mba hiray saina amin’izao mahazo ny vahoaka sy ny fahapotehan’ny firenena izao”, hoy izy, teny Imerinkasinina, tamin’ny fambolen-kazo […]
Auteur/autrice : Adnews
Mandeha haingana sy lavitra
“Raha te handeha haingana ny tena, mandeha irery; raha te ho lasa lavitra, miaraka amin’ny besinimaro”, hoy ny ohabolana afrikanina iray izay. Izay ny mahatonga izay mandeha irery na ny vitsy anisa manao hitsin-dalana? Na mitompo teny fantatra amin’izay lazainy sy ataony, manelingelina ny hafa, manakorontana aza indraindray… Amin’ny […]
Fifehezana ny serasera : Mpiasan’ny primatiora miisa 85 niofana
Hanatsara ny fomba fiasa ny mpiasa eo anivon’ny primatiora. Nisy ny fampiofanana hanamafisana izany. Ny fahaiza-mifehy ny serasera manoloana ny fivoaran’ny haitao ankehitriny. Izay no anisan’ny nifantohan’ny fiofanana ho an’ireo mpiasa miisa 85 mianadahy eny anivon’ny fiadidiana ny Primatiora sy ny rantsamangaikany. Nandritra ny herinandro ny fiofanana teny Mahazoarivo ihany, […]
TSELATRA
Nahatratra telo ireo namoy ny ainy vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Honde tany Ampanihy Andrefana, raha ny tatitra avy amin’ny BNGRC, afakomaly. Olona iray tsy hita popoka tany Belo sur Tsiribihina. 42 ireo olona naratra, 38 949 traboina, ahitana izany betsaka indrindra ny any Toliara II, izay manodidina ny 11 308. […]
Ady mivady nitera-doza : Peugeot 205 nivadibadika teny amin’ny Rocade
Simba tanteraka ny fiara 205 Peugeot iray sy fiara roa hafa niharan’ny lozam-pifamoivoizana teny amin’ny Rocade Iarivo, teo anelanelan’Ankerena sy Ambohimahitsy, omaly maraina. Anisan’ ireo nitondra fiara tsy mataho-dalana voakasik’io voina io, i Paolo Raholinarivo, izay Tale eo anivon’ny BNGRC. Araka ny fitantarany ny zava-nitranga, nihoa-pefy tamin’ny hafainganam-pandeha ilay fiara […]




