Auteur/autrice : Adnews

Capitaine Makassa: Navoaka amin’ny fitenim-pirenena fito ny hira “Voleuse”

Namoaka hira vaovao nampitondrainy ny lohateny “Voleuse” i Capitaine Ma­kassa. Narafiny ao anatin’ny gadona “afro nation”. Ma­haritra 3minitra sy 55 segaondra eo ho eo izy ity. Navoaka amin’ny fitenim-pirenena miisa 7, toy ny teny lingala, espaniola, malagasy, frantsay, anglisy, swahili, amerikanina … Hira mitantara vehivavy iray nahababo ny fony na […]

VAOVAO TAMBATRA

Nogiazana ireo dipoavatra mena milanja 5 kilao tratra tamin’ilay tovolahy nividy izany mialoha ny fisokafan’ny fotoam-pamarotana. Tsy nanana taratasy ahafahany manao izany izy ka nandraisana fepetra. Sarotiny amin’ny fanajana ny fitsipika mifehy ny varotra dipoavatra mena ireo mpisehatra sy tomponandraikitra rehetra voakasika. Niaiky ny hadisoany ny tovolahy rehefa nohazavaina taminy […]

Fampandrosoana: Ianteherana ny angovo avy amin’ny masoandro

Vahaolana maharitra! Hafainganina ny fametrahana tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny herin’ny masoandro eto amintsika. Notanterahina ny 30 avrily teo, teto Anta­nanarivo, ny atrikasa ho fiaraha-mientana ho an’ny vahaolana ho an’ny angovo azo avy amin’ny masoandro. Fotoana niarahana tamin’ireo mpamatsy vola iraisam-pirenena sy ireo mpiara-miombon’antoka isan-tsokajiny. Nasongadin’ny minisitry ny Toekarena sy ny […]