Ho fantatra tsy ho ela izay hitondra sy hitantana ny birao foiben’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fimpima). Mandritra ny Zaikabe andiany fahenina, hotanterahina any Mahajanga, ny 27 jolay ka hatramin’ny 2 aogositra izao, no hanatontosana ny fifidianana isan’ambaratonga eo anivon’ity fikambanana ity. Na izany aza, tsy mbola nisy ny nanambara […]
Auteur/autrice : Adnews
« Génération 2000 » : Nokarohina ireo mpanakanto tadiavin’ny mpankafy
Fanembonana ny fahazazana sy ny fahatanorana. Fampiarahana an-tsehatra ireo indray nihira tamin’ny taona 2000 ihany koa. Namaly ny antson’ny mpankafy ireo mpanakanto. Hiverina ry 18,3. Hafaliana ho an’ireo mpankafy azy ireo tany amin’ ny taona 2000 izany. Anisan’ ireo tarika hiaka-tsehatra mandritra ny «Génération 2000» andiany faha-5, izay hatao ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Eo am-panomanana ny Tetibola (PLFI) 2027. Anisan’ny dinihina ny fanaraha-maso ny fanatanterahana ny tetibola mandritra ny enim-bolana voalohany ho an’ny taona 2026. Eo koa ny fiofanana ao amin’ny Vovonana PIP, misahana ny fandaniam-bolan’ny fanjakana. Tsinjavina ihany koa ny sori-dalana ho an’ny LFI 2027 sy ny jery todiky ny tetibola isaky […]
Filatex Energy : Mahatratra 24 MW ny angovo vokarina ao Toamasina
Hiverina amin’ny laoniny tsy ho ela ny famatsiana herinaratra ao an-tampon-tanànan’i Toamasina. Dingana lehibe no nataon’ny Filatex Energy hanatanterahana izany. Efa miverina mihodina ny gropy mamokatra 4 MW, izay vao avy nokojakojaina. Nisy milina mihodina amin’ny solika HFO, marika Wartsila, manana tanjaka 6 MW ihany koa, hamptitomboana ny vokatra herinaratra. […]
Foara IN-CO 2026: Atosika ny indostria sy ny varotra
Hatao etsy amin’ny Barea Mahamasina,ny 6,7 ary 8 aogositra ho avy izao ny Foara IN-CO 2026 (Salon de l’industrie et du commerce), karakarain’ny Flash Event. Nambaran’ ny tomponandraikitry ny fikarakarana, Ramatoa Tiavina Ny Anjara, fa « tanjona ny hanosehana ny toekarena malagasy amin’ny alalan’ny fikarohana zava-baovao. Hahazo tombony avokoa ny orinasa […]




