Auteur/autrice : Adnews

Fampivelarana ny kabary : nifameno ny Fi.Mpi.Ma sy ny Valiha Académie

Misy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny Fikam­banan’ny mpikabary malagasy (Fi.Mpi.Ma) sy ny Valiha Académie. Ho fanohizana izany, fantatra fa hirotsaka amin’ny fampivelarana ny kabary ny Fi.Mpi.Ma sampana Itaosy sy ity foibe fikarohana sy fandalinana ary fikarohana momba ny zavakanto ity. Hisy ny fampianarana sy fanofanana kabary ho an’ireo mpikambana ao […]

Fondation H : nisokatra omaly ny «Invitation aux Temps»

Notanterahina ny alakamisy 31 oktobra 2024 teo, teny amin’ny Fondation H Ambatomena, ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fampirantiana « Invitation aux Temps ». Fampirantiana hanehoan’i Finoana Ratovo Andriatseheno izy ity. Mpahay kanto maro sy mpanao gazety ary mpankafy ny kanton’ity mpanakanto tompon’ny fampirantiana ity no niatrika izany. Tao anatin’izany hetsika izany […]

« Ndao… ! » : ho tantara iray ny hiran’i Tovo J’Hay sy i Nate Tex

Tsy rindran-kira ifandimbiasana fotsiny. Tantara an-kira hanasongadina lohahevitra maro manodidina ny fitiavana ny « Ndao… ! », iarahan’i Nate Tex sy i Tovo J’Hay. Inona ny karazan-tseho iray miavaka, tsy mbola nisy nanao kanefa azo antoka fa ho be mpankafy? Niainga tamin’ny valin’izay fanontaniana izay no nandrafetana ny « Ndao… ! ». fampisehoana iray izay hotontosaina […]

FANTINA sy FINTINA

Anisan’ny nanosika ny depiote, i Gascar Feno­soa, ho ben’ny Tanàn’Antananarivo ny fahitany ny faha­sarotan’ny fiainan’ny olona, araka ny nambarany. Nijery ny lalankely namboarina, etsy Ankorondrano Atsina­nana ny tenany, afakomaly, ary nanamgy ireo tsy salama ka nanampy amin’ny hamonjena toeram-pitsaboana. Ho fantatra aorian’ny 8 novambra izao, amin’ ny alalan’ny lahadinika, ny […]

Fifidianana ben’ny Tanàna Antananarivo : napetraka ny foiben-toeran’ny kandidà Tim

Napetraka sy nampahafantarina ny alakamisy teo ny foiben-toeran’ny kandidàn’ny Tim, (QG) Ravalomanana Tojo. Nambarany tamin’izany fa natao hifanatonan’ny ekipa izany toerana izany ka ahavitana asa miaraka am-pifaliana. « Ny tsy vita aza lasa vita re­hefa tafaraka. Tsy misy disadisa izany intsony fa isika izao no eto », hoy izy. Nanteriny fa natao […]