Auteur/autrice : Adnews

TARATRY ny KANTO

Hankalaza ny faha-35 taona nikorianan’ny peniny Ny Vetso. Ny alakamisy 24 oktobra, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro, ao amin’ny efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy no hanatanterahana izany. Amin’io fotoana io koa no hanolorany amin’ny fomba ofisialy ilay boky « 365 andro tonga lafatra » ho tsangambaton’ny faha-35 taona. Hanafana sy handravaka ny hetsika […]

Herinandron’ny Havàtsa –Upem 2024: hisy ny famoahana boky maro mandritra ny hetsika

Mbola velona ary mametraka hatrany ny maha izy azy ny fikambanan’ireo Malagasy poeta sy mpanoratra. Mitohy hatrany ihany koa ny famelomana ny asa soratra sy fanohanana ireo mpanatalenta, anisan’izany izao famoahana boky izao. Tanterahina manomboka anio hatramin’ny 26 okto­bra 2024, eny amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny « Herinandron’ny Havàtsa –Upem 2024 ». Han­dravaka […]

Fihinanana siramamy be loatra : mampahazo aina ny homamiadana ao amin’ny vatana

Fahazaran’ny ankamaroan’ny olona amin’izao fotoana izao ny fihinanana siramamy. Mahasoa ny vatana izy io satria anisan’ny mamokatra angovo entin’ny vatana mi­asa. Anisan’ny mahatonga aretina homamiadana eo amin’ny vatana ihany koa anefa ny fihinanana azy be loatra. Nampidirina tao anatin’ny sakafon’ny olona tany Eoropa ny siramamy, taorian’ny taonjato faha-18. Akora fototra […]

FANTINA sy FINTINA

Nentin’ny FFKM am-bavaka ny fametrahana ny foiben-toeran’ny kandidà HVM ao Mahajanga, Rakotovao Rivo, ny alahady teo. Nivoitra fa natao hifaneraserana ny foibe ao amin’ny Quartier Manga sy ao Mahajangabe, ao amin’ny Magro. Niantso fifanomezan-tanana sy fanohanana ny kandidà tamin’izany. “Antsika jiaby Mahajanga”, hoy izy. Mitohy ny fitetezana ireo mpikambana ara-drazana […]