Auteur/autrice : Adnews

Tsenan’Andravoahangy : jiolahy tratra teo am-panendahana

Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny boriborintany fahatelo (CSP3) Antaninandro, ny alahady teo, ireo jiolahy sivy malaza ratsy amin’ny fanendahana sy fanaovana sinto-mahery. Maro ireo mpivarotra sy mpiantsena mivezivezy ao amin’ny tsenan’Andravoahangy no mitaraina amin’ny hamaroan’ireo mpanao sinto-mahery sy mpangarom-paosy. Mano­loana izany, nanao hetsika manokana ireo polisy miasa ao amin’ny […]

Nitakiana 10 tapitrisa Ar: Zazalahy maty novonoin’ ny sakaizan-dreniny

Atidoha tamin’ny fakana an-keriny sy famonoana ho faty ny zazalahy 11 taona teny Tanjombato, ny alin’ny sabotsy 19 oktobra teo, ny sakaizan-dreniny. Nitaky vola 10 tapitrisa izy. Namoy ny ainy vokatry ny hetraketraky ny sa­kaizan-dreniny ny zazalahy 11 taona, taona fahenina “6 ème”, tetsy amin’ny secteur III, fokontany Ambohimana­trika, kaominina […]