172 enfants ont été signalés comme disparus dans tout Madagascar au cours du premier semestre de cette année, d’après un rapport publié par la police nationale hier. Huit d’entre eux ont perdu la vie, selon toujours le rapport. Jusqu’à ce jour, 81 de ces enfants disparus ont été retrouvés dont […]
Auteur/autrice : Adnews
TSELATRA
Rain’ilay zaza ihany no niharan’ny fitsaram-bahoaka tetsy Ilanivato Ampasika ny sabotsy teo, raha ny fanazavana voaray. Nosamborin’ny fokonolona sy novonoina izy satria tratra nitrotro zazakely. Raha ny fantatra, rain’ilay zaza voalaza fa saika nalaina an-keriny izy. Nisy ny disadisa teo aminy sy ny vadiny, ary rehefa nandeha haka ilay zaza […]
Niara-namono tena : Hita faty omaly ireo mpifankatia
Dimy andro taorian’ny fanjavonan’i Tolotra (20 taona) sy Ravo (15 taona), tany amin’ny Kaominina Mantasoa, hita faty tao amin’ny ranon’i Mantasoa omaly maraina ny vatana mangatsiakan’izy roa. Mpifankatia niara-namono tena, nifamatotra ny razana tamin’ny fotoana nampiakarana ny razana teny an-tanety. Raha ny fanazavana voaray, nifankatia efa roa taona izy roa […]
Faty hita etsy sy eroa : “ asa fampihorohoroana”, hoy ny filohan’ny Fanavaozana
Nilaza ny filohan’ny fanavaozana, ny Kly Randrianirina Michaël, fa asa fampihorohoroana ny zava-mitranga eto Madagasikara ankehitriny. Faty roa no hita omaly teny Namontana sy Antohomadinika. Marihina fa tafakatra 172 ny zaza very manerana ny Nosy. Miseholany ny fahitana fatin’olona etsy sy eroa. “Tsy politika intsony fa asa fampihorohoroana ny zava-misy, […]




