Nosokafana omaly 11 jona, eny amin’ny CCI Ivato, ny Foara iraisam-pirenena ho an’ny fizahantany (ITM) andiany faha-12, sy ho an’ny asa tanana IHM, andiany fahatelo. Lohahevitra noraisina ny hoe: Ny harena maha olombelona, fototry ny dia mankaty Madagasikara ». Haharitra hatramin’ny alahady 14 jona 2026 ity fotoan-dehibe ity. Nasongadin’ny Filohan’ny filankevi-pitantanan’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Filoha Randrianirina Michaël : Tsy maintsy ahitana vola ny hamitana manontolo ny RN13
Napetraky ny kolonely Randrianirina Michaël, omaly, ny vato fototra ho fanombohana ny lalana ao an-tampon-tanànan’i Betroka. Nanome toky koa izy fa tsy maintsy ahitana mpamatsy vola ny hamitana manontolo ny eo Ihosy hatrany Ambovombe. Mitohy ny fanarenana ny lalam-pirenena RN13. Natomboka tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny fanamboarana ny lalana mamakivaky […]
FANTINA sy FINTINA
“Vokatry ny kolikoly avy any ambony ny kolikoly madinika”, hoy ny minisitry ny Fitsarana, i Ernaivo Fanirosoa, tamin’ny mpanao gazety, taorian’ny fanombohana ny atrikasa hanatsarana ny ady amin’ny kolikoly, eny Ivato, omaly. Noho izany, manomboka avy any ambony ny fandravana ny kolikoly: ireo trondro vaventy. Vokatr’izay, miteraka ny fitsinjaran’ny harena […]
Fikaonandoham-pirenena : “Mila fiomanana ny mpizaika”, hoy ny MFM
Naneho ny heviny mahakasika ny fikaonandoham-pirenena, omaly, ny filohan’ny antoko MFM, Randrianirina Jean Ignace. Nambarany, tamin’izany, fa : “Tsy maintsy misy ny fanomanana an’ireo hiatrika ny fikaonandoham-pirenena any amin’ny fokontany, kaominina, distrika, Faritra. Tsy maintsy omanina izy ireo satria aleo tsy mandeha an-jambany ». Tsy maintsy misy lohahevitra mazava apetraka amin’ny […]
Tonga indray ilay « mesia »
Resabe ary ahina hivadika ho zavatra hafa ny fitakiana ilay hetra mahakasika ny fitaovam-pitaterana mandeha motera na ny Taxe sur les véhicules motorisés na TVM. Nahoraka tampoka tao anatin’ny 48 ora ny fikasana hidina an-dalambe ataon’ny mponina sy ny tanora tao anatin’ny Gen Z. Sady tsy ampy ny fampahalalana no […]




