Fankasitrahana ny zava-bitan’ireo mendrika, avy amin’ny Vondrona Eoropeanina ny “Loka Schuman”. Maromaro ireo malagasy nisitraka izany, ka anisany Rajery. Fankasitrahana iray fanampiny, ho an-dRajery. Efa maro ny nampisongadina ity mpanakanto ity teo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, saingy mbola niampy iray izany, omaly. Anisan’ireo malagasy nisitraka ny «Loka Schuman», avy amin’ny Vondrona […]
Auteur/autrice : Adnews
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 194 ireo orinasa mpikambana eo anivon’ny Sendikan’ny indostria eto Madagasikara (Sim), ny taona 2025. Tafakatra 228 kosa ireo vokatra nahazo ny « label » Malagasy Ny Antsika. Porofo izao fa mitombo ny orinasa miditra eo amin’ny sehatry ny ara-dalàna. Manomboka miroborobo ihany koa ny famokarana ho fanandratana avo ny vokatra eto […]
Tsimiroro: Havadika ho solika ny menaka mavesatra
Sambany! Homen-danja ny manampahaizana malagasy. Nidina ifotony tany amin’ny toeram-pitrandrahan’ny Madagascar Oil, any Tsimiroro, ny delegasionina notarihin’ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo (MEH), Rabearimanga Radonirina Lucas, ny zoma 24 avrily teo. Niaraka taminy ihany koa ny manampahaizana malagasy mahakasika ny solika, ny Profesora Solofo Jonis. Nambarany fa natao ny […]
Belo Tsiribihina : 800 Ar ny kilaon’ny voanjo
Misedra olana ny tantsaha mpamokatra voanjo any amin’ ny faritra Menabe. Miroborobo ny famokarana, nefa ambany ny vidiny andraisan’ny mpanangom-bokatra. 800 Ar hatramin’ny 1 500 Ar ny kilao. Mahatratra 2 000 Ar/kilao anefa ny sandan’ny famokarana. Ho setrin’izany, natao tany Belo Tsiribihina, ny herinandro lasa teo, ny Tsenabe « Masa-Boanjo 2026 », fanokafana tamin’ny […]
Fanorenana : Miakatra ny vidin’ny simenitra eny an-tsena
Niakatra nanomboka omaly ny vidin’ny simenitra eny amin’ireo mpivarotra, mpamongady, sy mpaninjara, manerana ny Nosy. Mahatonga izany ny zava-misy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena sy ny fiakaran’ny vidin-tsolika izay miantraika amin’ny fitaterana ny vokatra. Voakasika ao anatin’izay ny vokatra ataon’ny Alpha Ciment izay mandrakotra ny 30% ny tsena eto an-toerana. Hatreto, […]




