Auteur/autrice : Adnews

« Fety de Baskety e! » : hatao anio ny antsapaka

Hotontosaina, anio, ny antsapaka ho an’ny fifaninanana “Fety de Baskety e!”, hankalazana ny faha-15 taonan’ny AT2B Andraisoro. Fifaninanana hatao manomboka ny alahady 15 septambra izao, amin’ny kianja telo, ao amin’ny boriborintany faha-5. Hatramin’ny omaly, mbola nisy ireo ekipa tonga nisoratra anarana hifaninana amin’ity lalao ity, anisan’izany ny GNBC (U12L, U12V, […]

Handball – Mada 2024 : hiatrika ny CCOI ireo klioba roa voalohany

Handray fifanintsanana iraisam-pirenena indray i Madagasikara, ny volana novambra ho avy io, amin’ny taranja Handball. Mialoha izany, hisy ny fifaninanana nasionaly hahafantarana izay hisolontena an’i Madagasikara amin’izany Hotontosaina etsy amin’ny kianja Ankoay Ankorondrano, ny 20 – 26 oktobra ho avy io, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja handball, sokajy […]

Kaominina ambonivohitr’i Toamasina : betsaka ny fahadisoana eo amin’ ny sora-piakohonana

Anisan’ny mampimenomenona ny ankamaroan’ny olona ny fahadisoana madinidinika eo amin’ny fanaovana so­ra-piankohonana, sora-pahaterahana ary ny sora-pahafatesana. Miteraka ola­na goavana eo amin’ny fianakaviana izany trangan-javatra iza­ny. Tsy vitsy ny misedra olana eo anivon’ny kaominina amin’ny fikirakirana ny sora-piakohonana, kopia fahaterahana, fahafatesana, fanambadiana, eny anivon’ny kaominina ambanivohitr’i Toamasina, raha ny fanadihadiana natao. […]

FANTINA sy FINTINA

Hirotsa-kofidina ho ben’ny Tanàna ao Mahajanga ny mpandrindra nasionalin’ny antoko HVM eo anivon’ny vondrona Firaisankina, Rakotovao Rivo. Filoham-panjakana mpisolo toerana ny filohan’ny Repoblika teo aloha, Rajaonarimampianina Hery, izy talohan’izao hirotsahany ho ben’ny Tanàna izao. Efa vonona ny antontan-taratasy ho amin’izany. Nitsidika ara-pomba fifanajana ny minisitry ny Fitsarana, Rakotomandimby Benjamin Alexis, […]

Antenimierandoholona: mifampizara traikefa amin’ny any Cambodge

Manao fivahinianana any Cambodge, nanomboka ny 9 septambra 2024, ny delegasionina avy eo anivon’ny Antenimierandoholona, tarihin’ny Sekretera jeneraliny, Razafin­drazay Mirana. Fa­maliana ny fanasan’ny Se­kretera jeneralin’ny Anteni­mieran­doholona ao Cam­bodge, Kheng Sethikun, no anton-dian’izy ireo any an-toerana. Tanjona ny hanamafisana ny fiaraha-miasa sy hifampizara traikefa eo amin’ny Antenimierandoholon’ny firenena roa tonta ary […]