Nampahafantarina omaly, tao anaty tambajotran-tseraseran’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) fa hatao eto Antananarivo, ny 18-29 septambra ho avy izao, ny dingana farany “Poule des As”, diviziona faharoa (D2) nasionaly, « World Cola Ligue des Champions ». Klioba efatra no hiatrika izany dia ny FC Theo Sava, AS Fos Analanjirofo, ny FC […]
Auteur/autrice : Adnews
VAOVAO TAMBATRA
Manana harena an-kibon’ny tany maro sy azo trandrahina ary ahafahana mampiasa vola i Madagasikara. Mikendry ny ho tonga mpisehatra lehibe amin’ny indostrian’ny harena an-kibon’ny tany eto Afrika ny Nosy malagasy. Betsaka ny fanavaozana natao eo amin’ny lafiny fitrandrahana sy fankatoavana fehezan-dalàna vaovao momba izany, izay manoritra lalam-baovao ho an’ny indostria […]
Fifanakalozana ara-barotra : hapetraka ny paidaky hidirana ao anatin’ny Zlecaf
« An-dalana ny famolavolana ny paikady hidiran’i Madagasikara amin’ny fahombiazana kokoa, amin’ny tsena malalaka anatin’ny kaontinanta afrikanina », hoy ny Sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra (MIC), Rasamoely Vahinisoa, ny zoma teo, nandritra ny atrikasa natao teny Akorondrano. Nanazava ireo dingana natao hamolavolana ny paikadim-pirenena momba ny faritra malalaka […]
Jirama Mahajanga: nitondrana vahaolana amin’ny jiro sy rano
Anisan’ny iharan’ny fahatapahan-jiro sy ny tsy fahampian-drano ny tanànan’i Mahajanga. Nahatonga ny fidinan’ny tale jeneraly (DG) ny Jirama, Ron Weiss, tany an-toerana, ny volana aogositra teo izany. Ho fanatanterahana ny tetikasa hanatsarana ny famatsiana herinaratra sy rano any an-toerana. Tontosa ny ampahany amin’izany, ny fampiakarana ny tanjaky ny herinaratra 5KV […]
Fampiroboroboana ny toekarena manga: hiara-hiasa i Madagasikara sy ny OPJEB
Hitondra tombontsoa betsaka amin’ny fampiroboroboana ny toekarena manga sy hipaka mivantana amin’ny tanora ny fiaraha-miasan’i Madagasikara amin’ny Vondron’ny tanora Panafricaine ho an’ny toekarena manga (OPJEB) . Vita sonia ny zoma teo, nandritra ny fankalazana ny androm-pirenena ho an’ny toekarena manga (JNEB) andiany faharoa, tany Toamasina, ny fiaraha-miasan’i Madagasikara amin’ny alalan’ny […]




